Plinio Zokiny

I Plinio Zokiny na Plinio Zokiolona na Pliniosy Ilaibe dia mpahay siansan-javaboary sady mpanoratra romana teraka tamin'ny taona 23 tao Novum Comum (Como ankehitriny amin'ny teny italiana) ao avaratr'i Italia sy maty tamin'ny taona 79 tao Stabia tamin'ny fipoahan'ilay afotroa Vesovio izay nanaovany fandinihana.

Plinio Zokiny
Plinio Zokiny
Ankapobeny
Anarana Plinio Zokiny
Teraka Taona 23
Maty 25 Aogositra 79
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Roma Taloha
Asa :
  • mpanoratra
  • mpanao asa soratra
Fiainana manokana

Izy no nanoratra ilay rakipahalalana lehibe dia lehibe atao hoe Naturalis Historia tamin'ny taona 77.

Plinio Zokiny

Ny anarany

Ny anaran'i Plinio Zokiny amin'ny teny latina dia Gaius Plinius Secundus. Amin'ny teny Frantsay izy dia atao hoe Pline l'Ancien fa amin'ny teny anglisy kosa dia Pliny the Elder. Amin'ny teny grika ankehitriny izy dia atao hoe Πλίνιος ο Πρεσβύτερος / Plinios o Presbuteros.

Atao hoe "Zokiolona" na "Zokiny" izy mba hanavahana azy amin'i Plinio Zandriny atao hoe Gaius Plinius Caecilius Secundus, izay natsangany tamin'ny taona 79.

Tsy misy fomba tena raikitra anagasiana ny anaran'i Plinio Zokiny fa mety ho soratana hoe Plinio Zokiolona na Pliniosy Ilaibe koa.

Jereo koa

Rohy ivelany

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Plinio Zokiny 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Afotroa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

(101120) 1998 RO53SongosongoHaitsikerafitenySarySarety24 MeyRoger ByrneBatismaZavamaniryThomas BevanZanahary (finoan-drazana malagasy)633Radama VoalohanyFaritra Atsimo-AndrefanaNizeriaJôbaAsir, IranJeanne MoreauSalamo faha-37Fiteny soedoàKisarisary ÔfitaBefandriana-AvaratraBatisaCarl Gustav JungAlikaFiteny malaiô-pôlinezianaFaingo mihantonaAndrianaIzehara1946KroazadaJames Dewey WatsonFiarahamoninaFirenenaZanak' OlonaMaleziaPennsylvaniaFifohazana AnkaramalazaRanavalona IISodànaRepoblika Demokratika MalagasyÔseaniaTodyKiboboBanto (vahoaka)Andriamanitra (tokana)RSSMohammad Reza PahlaviApôkalipsy kôptan' i PaolyLinus PaulingFilaza mandidyFiteny antankaranaMpisolo manontany1145Fifohazana (kristianisma malagasy)PentateokaDidy Folo1885MozikaGaliaMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyJean NarivonyBernard Renau d'EliçagarayFanatontoloanaFiteny samôrôSakaBiraom-panisan'i EtazoniaSão PauloFanalan-jazaIaldabaôtaZafimaniry🡆 More