Jean Kambanda

I Jean Kambanda dia piraiminisitry ny goveremanta mpisolo toerana vonjimaika nandritra ny famongoran-taranaka tao Roanda.

Teraka tamin'ny 19 Ôktôbra 1955 izy. Nampangaina ho tompon'adraikitra tamin'ilay famongoran-taranaka izy, toy ny ankamaroan'ireo mpikambana tao amin'ny governemanta notarihiny. Niaiky heloka teo anatrehan'ny Tribunal pénal international pour le Rwanda (TPIR) izy.

Jereo koa

Tags:

Roanda

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Epistily ho an' ny RômanaBokin' i IsaiaSaonjoPrôtestantismaLouis XVIFahazavanaSôdômaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)ZavaboaryAurangzebFilazantsara araka an' i LiokaFaritanin' AntsirananaLoteranismaVezoFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyJiosyKalandrie sinoaFahavaratraSinaAmbositraFanambaràna ny hevitry ny nofyBibilavaEmperora Cixi17 DesambraCurrent eventsFanekem-pinoana apôstôlikaHaifisaina sy hetsi-poFizaràn-taonaHavatsa-UPEMMpandrindra milinaPaiso (voany)AntemoroMpampiankina fehezankevitraVaryKatroFilipinaJesoaRazana (finoana malagasy)Nekao IIFamoranaMickey MousePhoenix, ArizonaAhidamboTobim-pifohazanaFomban-drazanaJohannes GutenbergFiteny antandroyRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaParisFitampohaZairaToyotaMediaWikiAdolf HitlerMôralyFifandraisan-davitraTantaran' i EtazoniaFahaleovantenaRepoblikan' i KôngôFiteny indônezianaFiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)HiragasyFahefana Avon' ny TetezamitaOndryLezôtô7 MartsaFrantsayBielôrosiaSambo1971VoanihoAntanosyISO 3166-1Mpisolo manondro1940Fiteny nepaley🡆 More