Herinandro

Valim-pikarohana ho an'ny « Herinandro » — Wiki Herinandro

Misy pejy mitondra anarana « Herinandro » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Ny herinandro dia tsingerim-potoana izay fitambarana andro maromaro tsy mihoatra ny iray volana na ny tsingerim-bolana iray. Ny herinandro misy fito andro...
  • Vignette pour Herinandro Masina
    Ny Herinandro Masina na Herinandro Mangina amin'ny Kristiana, dia ny herinandro mialoha ny Paska (na Paka) sady ampahany farany amin'ny fari-potoan'ny...
  • Andro (fihodinana avy amin'i Anaran'andron'ny herinandro)
    andro. Ny herinandro mahazatra ny Malagasy amin' izao fotoana izao dia manomboka amin' ny Alatsinainy nefa misy ny firenena manomboka ny herinandro amin'...
  • andro fahenina ao amin' ny herinandro manomboka amin' ny andro Alatsinainy, fa andro fahafito kosa ao amin' ny herinandro manomboka amin' ny andro Alahady...
  • Ny Alahady dia andro fahafito ao amin' ny herinandro raha ny Alatsinainy no atao andro voalohany fa andro voalohany kosa izy raha ny Alatsinainy no atao...
  • Vignette pour Shavuot
    Shavuot (fihodinana avy amin'i Fetin' ny Herinandro)
    Ny Shavuot na Pentekôsta na Pentekôty na Fetin' ny Herinandro na Fetin' ny lohavokatra dia fety ao amin' ny jodaisma ahatsiarovana ny nanomezan' Andriamanitra...
  • Ny Alarobia dia andro fahatelo ao amin' ny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany, fa andro fahefatra kosa raha ny Alahady no andro voalohany...
  • Ny Alatsinainy dia andro voalohany amin' ny herinandro na andro faharoa raha manomboka amin' ny andro Alahady ny fanisana ny andro. Ho an' ny Malagasy...
  • Ny Talata dia andro faharoa ao amin' ny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany, fa andro fahatelo kosa raha ny Alahady ny andro voalohany. Amin'...
  • Ny Zoma dia andro fahadimy ao amin' ny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany, fa andro fahenina kosa raha ny Alahady no andro voalohany. Amin'...
  • Ny Alakamisy dia andro fahefatra ao amin' ny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany fa andro fahadimy kosa raha ny Alahady no andro voalohany...
  • 30 andro izany. Misy herinandro efatra mahery andro vitsivitsy ny ao anatin' ny iray volana raha misy fito andro ny herinandro iray. Misy 12 volana ny...
  • manomboka amin' ny taona 2001 ka miafara amin' ny taona 3000. Taonjato - Taompolo - Taona Volana (fotoana) - Herinandro - Andro Arivo taona - Milenarisma...
  • taompolo voalohany. Ny taona 2023 dia ao anatin' ny taompolo fahefatra ao amin' ny taonjato faha-21. Taonarivo Taonjato Taona Volana Herinandro Andro...
  • Vignette pour Sabata (jiosy)
    andro fitsaharana izay mifanandrify amin' ny andro fahafito amin' ny herinandro jiosy, izany hoe ny Asabotsy. Araka ny voalaza ao amin' ny Baiboly dia...
  • Lalàna"); Khanukka ("fetin'ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot ("herinandro")....
  • Vignette pour Tetiandro hebreo
    andro iray. Manomboka amin' ny Alahady ary mifarana amin' ny Asabotsy ny herinandro. Manomboka amin' ny andro ahatsinanan' ny volana ny iray volana (hebreo:...
  • Lalàna"); Khanukka ("fetin' ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim ; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot ("herinandro")....
  • Lalàna"); Khanukka ("fetin' ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot("herinandro")....
  • Lalàna"); Khanukka ("fetin' ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim ; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot ("herinandro")....
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TantaraTodyISO 4217TsirintenyOkrainaRasoherinaMpisolo (fitsipiteny)AratraKabaryAntambahoakaBokin' i IsaiaGovernemantaGoogleLahatra (finoana malagasy)SadoseoFanahy (kolontsaina malagasy)GoaikaLaurent Cantet2001AndriamenaFamoranaAnaranaElliot ShevelZanatenyFirenena MikambanaAngatra (aretina)VoahiranaMerkioraParadisa (silamo)AmpongaAlahasatyArmeniaMasikoroFanjanahantanyFivavahana eto MadagasikaraArama (faritra)Fototeny1910Ady Lehibe FaharoaDarryl StarbirdRaozyFanavakavahanaAmpiposahana (faritra)MatyFerenc AndrásSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaSinaKolontsainaFiteny hindỳSydneyTarehin-tsoratra araboWiki CommonsFifohazana (kristianisma malagasy)Fiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaFiteny kreôly haisianinaTenerifeLuciano SpallettiQIT Madagascar MineralsMahavelona (Toamasina)BetsimisarakaAterinetoTantaran' i MadagasikaraLisitry ny gazety ao MadagasikaraFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyDidy FoloMponina eto MadagasikaraBrexitRanavalona IIIFifohazana Farihimena🡆 More