Bokin' I Tômasy

Ny Bokin' i Tômasy na Bokin' i Tômasy ilay Atleta dia soratra izay anisan' ny tranomboky gnôstika hita tamin' ny taona 1945 tao Nag Hammadi, any Ejipta Ambony, miaraka amin' ny Filazantsara araka an' i Tômasy.

Hita ao amin' ny kôdeksa iray ihany ireo lahatsoratra roa ireo ary mitovitovy ny fiandohany, manambara ny "resaka tsy ambaratelo" nambaran' i Jesoa tamin' ny apôstôly Tômasy. Ity iray ity dia aseho ho rahalahy kambana amin' i Kristy. Ny sora-tanana dia nosoratana tamin' ny fiteny kôpta tamin' ny taonjato faha-4.

Bokin' I Tômasy
I Tômasy tsy tena mino, sary nataon' i Bernardo Strozzi (taona 1620 any ho any).

Jereo koa

Boky amin' ny anaran' i Tômasy:

Tags:

Filazantsaran' i TômasyFiteny kôptaGnôstisismaNag Hammadi

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FitiavanaMike CoughlanMinneapolisAdy Lehibe VoalohanyEmperora CixiAndro TalohaPiramidaMarko AorelioKalandrie litorjika katôlika rômaninaBarrett BladeIndôsinaTantaran' i MadagasikaraAlexander HamiltonSamuel Jacob KleinAsaAl-Tirmidhi1989AntemoroFivarotana andevoGrisia TalohaJúlio César BaptistaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaAkira KurosawaVondrona EorôpeanaFaritanin'i KrabiDisneyEvekaUrmia (farihy)William KamkwambaNashtifanPeròWiki CommonsAndrea FrezzaAjmerFahaleovantenaLisitry ny firenenaKafe (maniry)AfrikaFampielezan-kevitraBootjack, KaliforniaPierre-Emerick AubameyangMuhammad al-BukhariMosavy (finoana malagasy)John MajorAfrika Atsimo16 Febroary17 MartsaBokin' ny SalamoBratislavaAlahadin' ny Sampan-kazoOmbyAdolphe ThiersEmpira SasanidaGore VidalFanjakan' i MenabeKônfesyIbn Hajar al-AsqalaniWash WestDidy FoloVendéeFamoronana (finoana sy fedrà)Radama VoalohanyVanin-teny🡆 More