Antsamotady

Ny antsamotady dia fitaovam-piadiana natao ho an' ny tsirairay, misy karazana paosy iray izay mitohy tady amin' ny tendrony tsirairay, ampiasaina amin' ny fanipazana amin-kery bala vato na firaka, sns.

Ny mpampiasa antsamotady dia mametraka ny bala ao anatin' ilay karazana paosy, manodinkodina haingana ny antsamotady, miaraka izany miaraka amin' ny bala, mba hampitomboana ny hafainganam-pandeh' ilay bala, avy eo dia atsipy ilay bala amin' ny fotoana voafaritra tsara.

Antsamotady
Antsamotady

Ny antsamotady, izay mora amboarina ary mora entina, dia voarakitra an-tsoratra hatramin' ny vanimpotoana talohan' ny tantara tany amin' ny faritra midadasika maro amin' izao tontolo izao. Izy io dia nampiasain' ny mpiandry ondry manokana hatramin' ny Andro Taloha mba hiarovana ny bibiny amin' ny lopa sy ny biby mpiremby hafa; ity fampiasana ny antsamotady ity dia mitohy any amin'ny faritra Atsinanana Afovoany. Nampiasaina tamin' ny ady koa izy io, saingy nihena ny fampiasana azy tamin' ny Andro Antenatenany teo amin' ny tafika ara-dalàna.

Tags:

FirakaFitaovam-piadianaVato

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

GaldakaoWilliam III an'i AngleteraNashtifanJa'far al-SâdiqMadonnaVolafotsyFrancis WebbRazana (finoana malagasy)Ibn MajahPierre-Emerick AubameyangVaryEmpira SafavidaMarshall LeffertsGrisia TalohaSora-tanana tao Nag HammadiTaom-baovao malagasyEvolisionaEnterprise, AlabamaSunan ibn MajahFitaovam-piadiana26 SeptambraLionel MessiSorabeThomas MoreIràkaToliaraAppleTolom-bahoaka tamin' ny 1947PrôtestantismaSodànaVahao ny OlokoUrmia (farihy)Ravoahangy-Andrianavalona JosephFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoLisitry ny gazety ao Madagasikara11 AprilyKalandrie litorjika katôlika rômaninaTsuyamaAnjelyFanabeazanaFiteny japôneyWordPressJohn MajorSôkratyFiraisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaGregoriosy avy any NisaJoko WidodoFiteny malagasyLu'anMouthoumetTetiandro litorjikan'ny Fiangonana katolika siro-malabaraFandroahana fanahy ratsy1701KatôlisismaAdolphe ThiersAntiliaRajoelina AndryKinanaKalimantana AndrefanaSiansa1952Muhammad al-BukhariGorontaloFidangan' ny vidim-piainanaAntefasyFifandraisan-davitraLouisianaBanky Iraisam-PirenenaGregor MendelCarl Gustav Jung🡆 More