Fiangonana eto Madagasikara

Valim-pikarohana ho an'ny « Fiangonana eto Madagasikara » — Wiki Fiangonana Eto Madagasikara

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara
    Ny Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara dia fiangonana kristiana miorina eto Madagasikara izay anisan' ny Fiangonana tatsinanana efa tafasaraka tamin'...
  • Vignette pour Kristianisma eto Madagasikara
    karazam-piangonana eto Madagasikara tamin' ny taona 2020, ka ny ankamaroan' ireo dia fiangonana vao niorina taty afara, dia ireo fiangonana evanjelika na ara-pilazantsara...
  • Fiangonana Protestanta eto Madagasikara (FFPM) dia fikambanan' ireo fiangonana prôtestanta roa lehibe indrindra eto amin' ny Nosy, dia ny Fiangonana Loterana...
  • Vignette pour Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara
    Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara (FFKM) dia fikambanana ekiomenika iraisan' ny fiangonana kristiana vitsivitsy eto Madagasikara, dia ny Eglizy...
  • Ny Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara (FAM) dia fikambanana na fiangonana natsangan'i Pasitera Mailhol André Christian Dieu Donné tamin'ny taona 1996...
  • aminy no jerena. Ny prôtestantisma eto Madagasikara dia misy fiangonana maro ka ny roa voalohany tonga teto Madagasikara dia ny kalvinisma (izay anisan'...
  • ny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara, izay hafohezina amin' ny hoe FFBBM, dia fiombonan' ireo endriky ny fiangonana batista miorina eto Madagasikara...
  • Vignette pour Evanjelisma eto Madagasikara
    mitsaha-mitombo isa ireo fiangonana ireo eto Madagasikara. Maro amin' izy ireo no matetika lazaina amin' ny anarana hoe "fiangonana zandriny". Ny zava-misy...
  • Vignette pour Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara
    Ny Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara dia fiangonana kristiana izay nipoitra amin' ny Fiangonana Adventista Mitandrina...
  • Jesoa Kristy eto Madagasikara, izay hafohezina hoe FJKM, dia fiangonana kristiana prôtestanta izay niforona vokatry ny fitambaran' ny fiangonana telo notarihin'...
  • Ny fiangonana zokiny, eto Madagasikara, dia ireo fiangonana kristiana efa nisy teto amin' ny Nosy talohan' ny fiangonana maro niforona na tonga teto taty...
  • Vignette pour Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)
    Ny Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (EKAR) eto Madagasikara dia isan' ny Fiangonana katôlika maneran-tany izay eo ambany fitarihana ara-panahin' ny...
  • Ny fiangonana zandriny, eto Madagasikara, dia ireo fiangonana kristiana niforona na tonga teto Madagasikara taorian' ny fiangonana tranainy. Ireo fiangonana...
  • dia fiangonana eto Madagasikara izay tarihin'ny Pastera Fidy Rabariniaina. Evanjelisma Evanjelisma eto Madagasikara Kristianisma eto Madagasikara Protestantisma...
  • mitandrina amin' ireo fiangonana ireo sy ny zana-piangonana tsy mbola nahavita trano. Fiangonana kristiana eto Madagasikara ny Fiangonana Pentekotista Mitambatra...
  • avy amin' ny fiangonana vitsivitsy eto Madagasikara. Mikendry ny hananan' ny Kristiana miteny malagasy Baiboly tsy anavahana fiangonana ireo mpandika...
  • Vignette pour Loteranisma eto Madagasikara
    fahaleovan-tena io fiangonana io. Ny Fiangonana Loterana Malagasy Nohavaozina (FLMN) dia iray amin' ny sampan' ny loteranisma misy eto Madagasikara izay tafasaraka...
  • Vignette pour Fivavahana eto Madagasikara
    Ny fivavahana eto Madagasikara dia mitovitovy amin' ny an' ireo firenena aty Afrika atsimon' i Sahara ahitana ny fifanojoan' ny fivavahana maro samihafa...
  • Mifandray amin'ireo fiangonana evanjelika any Afrika izy ka miezaka mampiroborobo ny evanjelisma eto Madagasikara. Efa ahitana io fiangonana io koa ny any Belzika...
  • Ny Fiangonana Vahao ny Oloko dia fiangonana kristiana eto Madagasikara izay efa miparitaka eran'ny Nosy. Miisa 3 200 izao ny trano fiangonanan'ny Vahao...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Barrett BladeTetiandro hebreoMesôpôtamiaTaom-baovao malagasyAziaWashington D.C.Fidel CastroEmperora CixiFanagasianaMoussy, MarneMokubiloFrancis WebbFahotanaEvolisionaSahih al-BukhariFamakafakana ny BaibolyFanjakan' i MenabeFiangonana Ôrtôdôksa Kôptan' i AleksandriaIndiaBoky faharoan' i HenôkaPete RoseMichiganForyCamillo BensoAndriamanitra (tokana)HetraMponina eto MadagasikaraWordPressBogotáHéctor ScaroneFiteny javaneyMpisolo toerana (fitsipiteny)Ranomasina MediteraneaFikambanan' ny Fifanarahan' i Atlantika AvaratraAntiliaAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaFrederick BrooksVanin-tenyNikaragoaJiosyFitiavanaVassily KandinskyJerôbôama IIVolafotsy1952JapanaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Al-TabariGregoriosy avy any NisaHindoismaBatisaAnjara (finoana)Arthur KrauseRajoelina AndryAntambahoakaFiraisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaWiki FoundationJúlio César BaptistaAfrika AfovoanySina (lohateny mitovy anarana)FitampohaMadonnaZoma masinaFiainan-tsi-hita (kristianisma)PeròIsraelyBaibolyGdańskRidley Scott🡆 More