Lalàmpanorenana

Valim-pikarohana ho an'ny « Lalàmpanorenana » — Wiki Lalàmpanorenana

Misy pejy mitondra anarana « Lalàmpanorenana » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Ny lalàmpanorenana (na lalàm-panorenana) dia karazan-dàlana mirakitra ny fitsipika fototra ametrahana ny fandaminana sy ny fiasan' ny firehena na ny fanjakana...
  • Ny Fitsarana momba ny Lalàmpanorenana dia rafitra miandraikitra ny fiantohana ny maha fenitra ambony indrindra ny lalàmpanorenana araka ny teôria momba...
  • Ny Filankevitra momba ny Lalàmpanorenana amin' ny ankapobeny dia fahefana ambony indrindra momba ny lalàmpanorenana, izay tompon' andraikitra amin' ny...
  • Vignette pour Lalàmpanorenan' i Madagasikara
    lalàna sy ny olona afaka manao izany, ny fomba atao raha hanova ny lalàmpanorenana, sy ny fepetra maro hafa. Voasoratra sy voarindra anaty tahirin-kevitra...
  • Ny lalàna fehizoro na lalàm-pitondrana dia lalàna manampy ny lalàmpanorenana mba hamaritana ny fandaminana ny fahefam-panjakana (asa fanaovan-dalàna,...
  • Praiminisitra no lehiben'ny fitondrana ao amin'ny firenena iray. Araka ny Lalàmpanorenana dia ny Filohan'ny Repoblika no manendry azy. Izy no lehiben'ny governemanta...
  • Vignette pour Ratsirahonana Norbert Lala
    voalazan' ny lalàmpanorenana, dia nitsangana ny Retezamita notarihin-dRatsirahonana Norbert izay filohan' ny Fitsarana Avo Momba ny Lalàmpanorenana tamin' izany...
  • an-toerana ao amin' ny federasiôna izay mizaka tena amin' ny lafiny lalàmpanorenana sady manana ny fiandrianan' ny antenimieram-paritany manokana araka...
  • Fahatelo teto Madagasikara araka ny Lalàmpanorenana tamin' ny 18 Septambra 1992 izay mbola nohamafisin' ny Lalàmpanorenana tamin' ny taona 2010. Ny isa, ny...
  • manaraka fomba fiasa voafaritra ho an' izany araka ny ny lalàmpanorenana. Ny lalàmpanorenana no mitanisa ny sehatra nofaritan' ny Antenimiera hampiharana...
  • Vignette pour Faritanin' Antananarivo
    vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha...
  • Vignette pour Faritanin' i Mahajanga
    vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha...
  • fiteny ôfisialy ao Frantsa. Tsy manana fiteny ôfisialy (faritan' ny lalàmpanorenana) i Etazonia nefa ny fanjakana federaly sasany ao aminy dia nisafidy...
  • Vignette pour Faritra eto Madagasikara
    fizaràna ny tanim-pirenena malagasy izay neritreretin' ny mpamolavola ny lalàmpanorenana sy ny lalàna fehizoro momba izany ho vondrom-paritra itsinjaram-pahefana...
  • Vignette pour Repoblika Malagasy
    Ôktôbra 1958 ka hatramin’ ny 30 Desambra 1975, daty nanambaràna ny lalàmpanorenana vaovao mametraka ny Repoblika Demôkratika Malagasy. I Philibert Tsiranana...
  • Vignette pour Faritanin' i Fianarantsoa
    vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha...
  • Vignette pour Faritanin' i Toamasina
    vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha...
  • Vignette pour Faritanin' i Toliara
    vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha...
  • Vignette pour Pôlitika eto Madagasikara
    filoham-pirenena fahefana betsaka sady misy antoko pôlitika maro. Voafaritry ny Lalàmpanorenana tamin' ny taona 2010 izay nanangana ny Repoblika fahefatra ny andrim-panjakana...
  • ny fomba fiasa voafaritra (matetika araka ny lamina voatondron' ny lalàmpanorenana), na ny mpanjaka. Manana ny fahefan' ny lalàna (ilay avoakan' ny fahefana...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Rajoelina AndrySadoseoFotoanaAsorotanyFanandroanaKristianinaBorondyFiteny kasmiryFivavahanaFahaterahanaTantaran'i Madagasikara2020NazaretaFahababoana tany BabilônaTantaran' ny kristianismaJean-Joseph Rabearivelo2022\Lambo diaFitampohaMaleziaFifohazana SoatanànaNôvambraHoratio NelsonBaiboly katôlikaVolana (fotoana)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraPetra-kevitraLahatra (finoana malagasy)Didy FoloAmpongaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyAntemoroTolom-bahoaka tamin' ny 1947TobilehibeMpampitohy tenyTetiandro malagasyFitsarana faranyBokin' i IsaiaHypertext Markup LanguageEtazoniaBokin' ny SalamoMpaminanyMadagasikaraMain Page1989AdaoroLibiaFoko eto MadagasikaraTorkmenistànaFivavahana abrahamikaVoronaHabakokaMikeaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaTantaraWayback MachineFiteny tataraRégis Rajemisa RaolisonAngleteraMalakiaPraiminisitra malagasyAlakaosyMôsikaoRamevaMeivazyAviavyFaritra Melaky1968Asabotsy14 Febroary🡆 More