I Norbert Lala Ratsirahonana dia mpanao pôlitika malagasy, teraka tamin' ny 18 Nôvambra 1941.
Norbert Lala Ratsirahonana | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Norbert Lala Ratsirahonana | ||
Teraka | 18 Novambra 1941 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||
Olona niezaka hampandroso ny firenena tamin' ny fanampiana sy ny fananarana ny mpitondra izy. Namorona ny antoko Asa Vita Ifampitsarana sy ny televiziona Ravinala, izay novidin' i Andry Rajoelina ka novany anarana hoe Viva, izy.
Rehefa naato tamin' ny asa maha filohan' ny Repoblika azy i Zafy Albert tamin' ny taona 1996 araka ny fombafomba voalazan' ny lalàmpanorenana, dia nitsangana ny Retezamita notarihin-dRatsirahonana Norbert izay filohan' ny Fitsarana Avo Momba ny Lalàmpanorenana tamin' izany. Nikarakara ny fifidianana izay ho filoham-pirenena hasolo an' i Zafy izy.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Ratsirahonana Norbert Lala, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.