Madagasikara Loharano sy fanamarihana

Valim-pikarohana ho an'ny « Madagasikara Loharano sy fanamarihana » — Wiki Madagasikara Loharano Sy Fanamarihana

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Madagasikara
    aiza afa-tsy aty Madagasikara ny 80 %n' izay karazam-biby sy karazan-javatra misy aty. Misy faritra ekôlôjika maromaro eto Madagasikara ary mihakely dia...
  • Vignette pour Fivavahana eto Madagasikara
    fivavahan-drazana sy ny fivavahana kristiana ary ny finoana silamo. Hita koa ny fivavahana hafa toy ny bahaisma sy ny hindoisma. Efa eto Madagasikara koa izao...
  • Ny Vazaha eto Madagasikara dia ireo vahoaka manam-piaviana eorôpeana, ka ny maro anisa amin' izany dia ny Frantsay mpifindra monina sy ny efa teraka teto...
  • Madagasikara. Ny fikambanana momba ny fitoriana ny Filazantsara sy nisahana koa fikarakarana ny maha olona nanomboka teo anelanelan' ny taona 1792 sy...
  • Vignette pour Pôlitika eto Madagasikara
    governemanta sy ny antenimiera roa tonta. Tsy miankina amin’ ny andrim-panjakana fahefana roa voalohany ny fahefana mpitsara. I Madagasikara dia repoblika...
  • tany ho any, tamin' i Madagasikara mbola nozanahan' ny Frantsay. Amin' ireo mpiavy ireo dia ny Miozolmana no betsaka (dia Kôja sy Ismailý na Ismaeliana...
  • Vignette pour Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)
    Nosy. Misy arsidiôsezy dimy sy diôsezy iraika amby roapolo ny eto Madagasikara. Fivavahana kristiana voalohany eto Madagasikara ny Fiangonana katôlika raha...
  • Vignette pour Renirano
    voajanahary nohadian' ny ranomamy. Ny toerana ipoiran' ny renirano dia atao hoe loharano ary ny toerana anariany ny ranony dia atao hoe vavarano. Ny vavarano dia...
  • Madagasikara (FFPM) dia fikambanan' ireo fiangonana prôtestanta roa lehibe indrindra eto amin' ny Nosy, dia ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) sy ny...
  • Vignette pour Foko eto Madagasikara
    Ny foko eto Madagasikara dia vondron' olona iray faritra iaviana eto Madagasikara, nanana fandaminana ara-pôlitika niraisany na nitoviany tamin' ny vanimpotoana...
  • Vignette pour Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara
    Katôlika Apôstôlika Rômanina (EKAR) sy ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) sy ny Fiangonan' i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) ary ny Eklesia Episkopaly...
  • taoa 1786 sy 1830 izay nilaza fa mety nanorina toeram-pijirihana sy nanafatra mpiasa sinoa sy indiana ary môzambikana ho aty Madagasikara ny Frantsay...
  • Vignette pour Bahaisma eto Madagasikara
    ny volana Marsa 1960 dia ravan' ny rivodoza Carol ny nosy Maorisy sy i Madagasikara. Tao amin' ireo firenena roa ireo dia nisy Bahay rava trano, nefa...
  • mpiteny arabo ary mpiteny sinoa koa eto Madagasikara. Ny fiteny ôfisialin' i Madagasikara dia ny fiteny malagasy sy ny fiteny frantsay. Ny fiteny malagasy...
  • Vignette pour Distrika eto Madagasikara
    Ny distrika dia fizaràn' ny faritra tsitrairay eto Madagasikara izay mitsinjara indray ho kaominina. Miisa 119 ireo distrika ireo, izay tsy vondrom-paritra...
  • Kômôriana eto Madagasikara dia ireo mponina avy ao amin' ny Tamba-nosin' i Kômôro sy ny taranak' izy ireo izay nifindra monina eto Madagasikara nanomboka...
  • Vignette pour Repoblika Fahefatra (Madagasikara)
    Niteraka fanoherana sy fihetsiketsehana izany fanapahan-kevitra izany. Tamin' ny Janoary 2009, nitanga tao an-drenivohitr' i Madagasikara ny korontana mahery...
  • Vignette pour Merina
    Merina (sokajy Madagasikara)
    tamin' ny Arabo sy ny Afrikana ary vahoaka hafa. Miteny ny fitenim-paritra merina, izay fototry ny teny malagasy ôfisialin' i Madagasikara, izy ireo. Atao...
  • Beosy (sokajy Foko ao Madagasikara)
    izy ireo, mpihaza sy mpioty voan-javatra any anaty ala any afovoan-tanin' i Madagasikara. Tsy mitovy amin' ny Mikea izay mpihaza sy mpioty ary mpamboly...
  • Vignette pour Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)
    Ny Repoblika Fahatelo teto Madagasikara, izay atao hoe Repoblikan’ i Madagasikara, dia ny fitondrana niainan’ i Madagasikara nanomboka tamin’ ny 18 Septambra...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

193076996Bob KhannaAMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraLleidaSam MalinGujaratMicrosoft OfficeFiteny kikôngôHakitroky ny mponinaBokyInstitut Pasteur eto Madagasikara6Ranomasimbe ArktikaFrantsaFamadihanaFatranaAngelina JolieTetiandro jolianaChristchurchGazy karbonikaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Makoa (malagasy)MBokin' i JôelaNoidanFirenena BaltaBaolina kitraTetiandro sinoaÔksizeninaJodeaWandignies-Hamage2415644Bara1988JaisalmerTanyPôlineziaHadiry1957Firenena an-dalam-pandrosoanaFiteny malayDa LatPhiladelphiaGalia1942Filazantsara araka an' i LiokaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraCaptain Flamingo60Dinan' i VarsoviaFitsanganan' i Jesoa ho velona1839Alohotsy19Fiangonana Loterana MalagasyAndriandahifotsy19181940EAhmedabadSeti IKolontsaina malagasy1928BElefanta afrikaninaUtah🡆 More