Kôntinenta

Valim-pikarohana ho an'ny « Kôntinenta » — Wiki Kôntinenta

Misy pejy mitondra anarana « Kôntinenta » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Kôntinenta
    Ny kôntinenta na tanibe dia tany midadasika mitohy hodidinin-dranomasina manontolo na amin' ny ampahany izay lehibe lavitra noho ny nosy sady onenan' ny...
  • Vignette pour Zana-Kôntinenta Indiana
    Ny Zana-kôntinenta Indiana na Saikanosy Indiana dia faritra ara-jeôgrafia ao Azia Atsimo, mirefy 4 500 000 km2 any ho any, izay ahitana an' i India, i...
  • Vignette pour Antarktika
    Antarktika (fihodinana avy amin'i Kôntinenta Antarktika)
    manodidina azy. Antarktika koa ny anaran' ny kôntinenta misy ny tendrontany atsimo. I Antarktika dia kôntinenta iray any atsimon' ny Tany manana velarana...
  • Vignette pour Eorazia
    fitambaran' i Azia sy i Eorôpa raha heverina fa mamorona kôntinenta iray fa tsy roa misaraka. Izany kôntinenta goavana izany dia manana velarana mahatratra 54...
  • Vignette pour Ranomasimbe Antarktika
    ny Kôntinenta Antarktika. Ny famaritana an' io ranomasimmbe io dia nifanarahana (fifanarahana momba an' i Antarktika) satria tsy misy kôntinenta hafa...
  • Vignette pour Amerika Atsimo
    I Amerika Atsimo dia kôntinenta na zana-kôntinenta sady ampahany atsimo amin' i Amerika. Ao amin' ny ila-bolantany andrefana tanteraka, ary indrindra...
  • Vignette pour Ranomasina
    Ny ranomasina dia velaran-drano midadasika, manodidina kôntinenta amin' ny ankapobeny, ary mahasarona faritra lehibe dia lehibe amin' ny velaran' ny tany...
  • Vignette pour Iràna Lehibe
    teny azo adika amin' ny hoe "Kôntinenta ara-Kolontsaina Iraniana" na "Kôntinenta ara-Kolontsaina Persiana" (na "Kôntinenta ara-Kolontsaina Persa"). Tsy...
  • Vignette pour Andilan-dranomasina
    velaran-ranomasina roa. Ny andilan-tany no mifanohitra aminy. Mety mampitohy kôntinenta ny andilan-dranomasina iray (tahaka ny andilan-dranomasin' i Gibraltar...
  • Vignette pour Amerika
    I Amerika dia anisan' ny kôntinenta dimy, ny ranomasina mamaritra azy dia ny Ranomasimbe Pasifika any andrefany, ny Ranomasimbe Atlantika any atsinanany...
  • Vignette pour Isan' ny mponina
    olona: miaina ao amin' ny fizaràn-tany iray (tanàna, faritany, firenena, kôntinenta, tontolo). mahazo alalana ôfisialy hiaina eo amin' ny fizaràn-tany iray...
  • Vignette pour Ranomasimbe Atlantika
    Ranomasimbe Pasifika. Ny Ranomasimbe Atlantika dia vokatry ny fisarahan' ny Kôntinenta Eorô-Afrikana sy ny Kôntinanta Amerikana 180 tapitrisa taona lasa izay...
  • fitambaran'ny fomban' ny vahoaka ao amin' ny foko na faritra na firenena na kôntinenta iray. Ny siansa mandinika ny kolontsaina dia ny antrôpôlôjia sady siansa...
  • Vignette pour Azia
    I Azia na Asia dia kôntinenta izay ahitana firenena miisa 46, izay voafaritry ny Ranomasimbe Arktika ao avaratra, ny andilan-dranomasin' i Bering sy ny...
  • Vignette pour Ôseania
    I Ôseania dia kôntinenta izay fitambaran' i Aostralia sy ny nosy anarivony maro manodidina (miisa 25 000 any ho any) ao amin' ny faritra atsimon' ny Ranomasimbe...
  • Vignette pour Nosy
    dia atao hoe tamba-nosy. Tany Saikanosy Nosy Andilan-tany Tanibe (na Kôntinenta) Ranomasira Ranomasina Hoala Helodrano Andilan-dranomasina Ranovory Farihy...
  • Vignette pour Aostralia
    ny taonjato faharoa mantsy Dia nihevitra ny siantifika latina fa misy kôntinenta tsy fantatra eo amin' ny ilabolantany atsimo (izay nantsoina hoe Terra...
  • Vignette pour Taioàna
    Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy. Kôntinenta eto an-tany Afrika Amerika (Amerika Avaratra - Amerika Atsimo) Azia Eorôpa...
  • Vignette pour Môntenegrô
    San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna. Kôntinenta eto an-tany Afrika Amerika (Amerika Avaratra - Amerika Atsimo) Azia Eorôpa...
  • Vignette pour Liktenstaina
    San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna. Kôntinenta eto an-tany Afrika Amerika (Amerika Avaratra - Amerika Atsimo) Azia Eorôpa...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

HadiryCaptain FlamingoEmirata Arabo MitambatraNosyFitodika mpamari-toe-javatraClenleu1990Fampakaram-badyNoidan1970Antanosy191117286Ranomasimbe Arktika19 AprilyZafisoroAngatra (aretina)Makoa (malagasy)1992151793Pôlitika eto MadagasikaraRaPrinceOhioChristophe Colomb1584Philadelphia11Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika.etTranonkalaMahajangaVokovokomanga Loterana MalagasyPanossasNepalyAustin, TexasAlohotsySalamo faha-22Loveland, ColoradoAdy Lehibe FaharoaEspainaKôrea AtsimoFilôzôfia19691991RômaFiteny alemànaDHovaAurora, ColoradoJunqan33Firaisana ara-nofoMashhadIndôneziaHazomangaFacebookHaintany1848.agBarselona393 JanoaryFaritra SofiaAlakaraboJenna HazeJodeaBazaugesHubert TardieuChristian Huygens.jpKabary famangianaIsaia (mpaminany)🡆 More