Ranomasimbe Antarktika

Ny Ranomasimbe Antarktika na Ôseana Antarktika na Ranomasimbe Atsimo dia ranomasimbe any amin' ny faritra farany atsimo amin' ny Tany izay manodidina ny Kôntinenta Antarktika.

Ny famaritana an' io ranomasimmbe io dia nifanarahana (fifanarahana momba an' i Antarktika) satria tsy misy kôntinenta hafa, ankoatry ny Kôntinenta Antarktika, mamaritra azy, ka ny faribolana ao amin' ny laharam-pehintany 60° no manasaraka azy amin' ireo ranomasimbe mifanila aminy. Hodidinin' ny Ranomasimbe Pasifika sy Atlantika ary Indiana izany izy. Izy no ranomasimbe fahefatra raha ny velarany no heverina.

Ranomasimbe Antarktika
Ny Ranomasimbe Antarktika

Jereo koa



Ny ranomasimbe
Ranomasimbe Antarktika 
Arktika
Ranomasimbe Antarktika 
Atlantika
Ranomasimbe Antarktika 
Antarktika
Ranomasimbe Antarktika 
Indianina
Ranomasimbe Antarktika 
Pasifika
Ranomasimbe Antarktika 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Kôntinenta AntarktikaLaharam-pehintanyRanomasimbeRanomasimbe AtlantikaRanomasimbe IndianaRanomasimbe PasifikaTany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Günter WillumeitGregor MendelBootjack, KaliforniaÅge HareideAngôvoJobilyJairaEtazoniaKaina1680SodànaMartin Luther KingFanasan' ny TompoGadsden, AlabamaArthur HenfreyRobenaAndrianampoinimerinaAldo ViscontiFanatontoloanaMaleziaDennis PulestonAubersBokin' i EzraFivavahana eto MadagasikaraApôstôly roa ambin' ny foloJesoa ara-tantaraRirininaHaintenyProvo, UtahAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaArkôntikaFosaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôSchleithalNorroy-lès-Pont-à-MoussonMatoantenyAlan ArkinAntanandava (Ambatondrazaka)Pál GáborLiokaBessaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto MadagasikaraNGC 5829Repoblika Demôkratikan' i KôngôIsraelyJodaismaAveloMatoanteny mpanampyAlakaraboVavakaAntefasyLa Ferté-Chevresis22 AprilyAbdellatif FellainiTsovasa (vahoaka)AntemoroBoky faharoan' ny TantaraMenalambaKilalakyBokin' ny mpaminany (Baiboly)Yorba Linda, KaliforniaFahotana tamin' ny fototraThomas BevanWilliam III an'i AngleteraRay aman-drenyAnalakelyPeter StebbingsWailly-BeaucampRasendrasoaBaiboly prôtestantaArbusignyȘtefan DobayEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaJean-Joseph Rabearivelo🡆 More