Valim-pikarohana ho an'ny « Fanoharana ny amin' ny voan tsinapy » — Wiki Fanoharana Ny Amin' Ny Voan Tsinapy
Hamorona ny pejy "Fanoharana+ny+amin'+ny+voan+tsinapy" eto amin'ity wiki ity! Jereo koa ny valim-pikarohana hita.
Ny Fanoharana ny amin' ny voan-tsinapy dia fanoharana nataon' i Jesoa tantaraina ao amin' ireo Filazantsara na Evanjely telo voalohany, dia ny Evanjelin'... |
Ny fanoharana ao amin' ny Evanjely na fanoharana ao amin' ny Filazantsara dia tantara anoharan-javatra nataon' i Jesoa izay manolotra fampianarana ara-pitondran-tena... |
dia misy fanoharana nataon' i Jesoa momba ny Fanjakan' ny Lanitra izay oharina amin' ny voan-tsinapy novolena ka tonga zavamaniry lehibe. Ny sinapy resahina... |
Jesosy taminy: Noho ny fahakelezan'ny finoanareo ihany; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka... |
ny amin' ny mpamafy (Mat. 13:1-23). Fanoharana ny amin' ny voan-tsimparifary (13:24-30 ). Fanoharana ny amin' ny voan-tsinapy (13:31-32). Fanoharana ny... |
Filazantsara araka an' i Marka (fizaràna Ny nilazan’ i Jesoa ny amin’ ny zavatra hiseho amin’ ny andro farany (13.1-37)) (4.21-25) Ny fanoharana ny amin' ny voa naniry ho azy (4.26-29) Ny fanoharana ny amin' ny voan-tsinapy (4.30-32) Ny teny amehezan’ i Jesoa ny lanjan’ ireo... |