Entimilaza

Valim-pikarohana ho an'ny « Entimilaza » — Wiki Entimilaza

Misy pejy mitondra anarana « Entimilaza » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Ny entimilaza na vara dia matetika anjara asan' ny teny na andian-teny ao amin' ny fehezankevitra (na fehezanteny) iray izay anambaràna ny asa atao na...
  • fehezanteny misy entimilaza tsy matoanteny. Mety ho anarana na mpamari-toetra na teny hafa azo atao entimilaza nefa tsy matoanteny ny entimilaza. Ohatra: Tsemboka...
  • lazaina sy ny zana-dazaina, ny reny entimilaza sy ny zanaka entimilaza, ny reny fameno sy ny zana-pameno. Ny entimilaza na vara dia anjara asan' ny teny...
  • andian-teny ahitana entimilaza sy lazaina (ary fameno, raha tsy maintsy ilaina izany) izay hita anaty fehezanteny iray. Ny entimilaza ao amin' ny fehezankevitra...
  • mpamari-toetra dia teny (sokajin-teny) ampiraisina amin' ny anarana na atao entimilaza mba hanambaràna ny toetran' ny zavatra tondroina amin' ilay anarana (olona...
  • matoanteny andry dia matoanteny ampiasaina hampitohizana ny lazaina amin' ny entimilaza. Maro ny fiteny mampiasa matoanteny andry ka isan' izany ny fiteny frantsay...
  • mpampiankin-teny na mpampiankina fehezankevitra) ka matetika ahitana entimilaza sy lazaina (ary fameno, raha mitaky izany ny fitsipika mifehy ny karazan'...
  • Ny filazam-potoana lasa dia endriky ny teny atao entimilaza (ny matoanteny indrindra) izay manambara amin' ny alalan' ny mari-potoana fa alohan' ny fotoana...
  • Ny filazam-potoana hoavy dia endriky ny teny atao entimilaza, indrindra ny matoanteny, izay manondro amin' ny alalan' ny mari-potoana, fa ny fotoana isehoan'...
  • Ny filazam-potoana tsy hoavy dia endriky ny teny atao entimilaza (ny matoanteny indrindra) izay manambara amin' ny alalan' ny mari-potoana fa tsy aorian'...
  • hevitra fonosin' ny fifandraisan' ny teny iray na ny tarika iray amin' ny entimilaza (na vara) na ny lohatarika ka tsy miankina amin' ny anjara asa tanany...
  • mpanao asa na lazaina manana ilay toetra resahina ao amin' ny matoanteny entimilaza (na vara). Ny fiteny rehetra dia ahitana io fiendrika io. Ao amin' ny...
  • Ny andry dia teny ampiasaina hampitohizana ny lazaina amin'ny entimilaza tsy matoanteny. Maro ireo fiteny mampiasa andry ka isan'izany ny fiteny frantsay...
  • Ny filazam-potoana ankehitriny dia endriky ny teny atao entimilaza (ny matoanteny indrindra) izay manambara amin' ny alalan' ny mari-potoana fa amin' ny...
  • Ny filazam-potoana tsy lasa dia endriky ny teny atao entimilaza (ny matoanteny indrindra) izay manambara amin' ny alalan' ny mari-potoana fa tsy amin'...
  • atao entimilaza ary ny mpandray anjara hafa ao amin' ny fehezanteny (lazaina sy fameno). Ny fiendrika dia endriky ny matoanteny (atao entimilaza) mandrafitra...
  • dia manavaka ny reny entimilaza sy ny zanak' entimilaza. Ny reny entimilaza dia anjara asan' ny teny na andian-teny entimilaza ao amin' ny fehezankevitra...
  • mpisolo tena, nefa arakaraka ny fiteny dia mety ho mpamari-toetra na sokajin-teny hafa. Entimilaza Fameno Lisitry ny teny ampiasaina amin' ny haiteny...
  • fahavitany sns) ao amin' ny matoanteny na ny teny rehetra mety hatao entimilaza. Ny mariky ny filazam-potoana amin' ny fiteny sasany dia mariky ny fanehoan-javatra...
  • filaza, fanehoan-javatra sns. Matetika izy dia misahana ny anjara asa entimilaza na vara. Indreto, ohatra, misy matoanteny amin' ny fiteny malagasy: hilahatra...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny litoanianinaFriant, Kalifornia1896Fanandroana malagasyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaArdècheKrishnaFiteny latinaFehezantenyIbn Hajar al-AsqalaniAllemant, MarneFanjakan' i MenabeAuburn, AlabamaMahmoud AbbasTeôlôjiaMichael JordanMa Ying-jeouUsain BoltRindrankajy wikiDarko Lazović25 MartsaFampielezan-kevitraKafe (maniry)Alexander HamiltonParthénonFiteny javaneyPiFairmont, MinnesotaTafika an-tanetyAnjara asa (fitsipiteny)Pete RoseGore VidalKatôlisismaRobert StephensonTantaran' i MadagasikaraAdolphe ThiersMuslim b. al-HajjajVirjiniaTetiandro hebreoMuhammad al-BukhariJapànaHéctor ScaroneVanim-potoana kristianaAlohotsyInternet ExplorerMontaubanRichard I an'i AngleteraUrmia (farihy)MakyFanabeazanaThe SimpsonsJúlio César BaptistaEmpira Mpanjanaka FrantsayMoussy, MarnePaska jiosyKalimantana AndrefanaRené Descartes1981AdimizanaFandraisanaEtona voajanaharyAl-TirmidhiAnimismaArintanyTetiandro malagasyMuslim ibn al-HajjajRepoblikaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaIbn MajahMaskareina (tamba-nosy)Paoly (apôstôly)🡆 More