Valim-pikarohana ho an'ny « Andro » — Wiki Andro
Misy pejy mitondra anarana « Andro » eto amin'ity wiki ity
Ny andro dia fe-potoana na tsingerim-potoana mifandraika amin' ny tsingerim-pihodinan' ny Tany amin' ny tenany. Amin' ny ankapobeny dia ny fiverenan'... |
Ny Andro Antenatenany dia fari-potoan' ny tantaran' i Eorôpa eo anelanelan' ny Andro Taloha sy ny Renaissance, nivelatra tanelanelan' ny taonjato faha-5... |
Ny Andro farany na ny Faran' andro dia ny fahataperan' izao tontolo izao na ny olombelona eto amin' izao tontolo izao. Ny Andro farany dia tsy afa-misaraka... |
Ny Andro Taloha dia vanim-potoan' ny Tantara izay nialoha ny Andro Antenatenany na ny Andro Vaovao. Miovaova ny fivelaran' io vanim-potoana io arakaraka... |
dia tanàna any amin' ny faritra Kanaana nonenan' ny Jebosita tamin' ny Andro Taloha izay azon' i Davida mpanjaka ka nataony renivohitry ny fanjakany... |
I Ejipta tamin' ny Andro Taloha na Egipta tamin' ny Andro Taloha dia mifandraika amin' ny vanimpotoana teo anelanan' ny fiandohany sy ny taonjato faha-7... |
Ny Andro Vaovao dia vanimpotoana teo anelanelan'ny Andro Antenatenany sy ny Adro Ankehitriny feran'ny fotoana nahitan'i Cristoforo Colombo an'i Amerika... |
fisoronan' ny Olomasin' ny Andro Farany sy amin' ny anaran' i Jesoa Kristy ny ôrdônansy. Ny fampiasan' ny Olomasin' ny Andro Farany ny teny hoe "ôrdônansy"... |
Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito dia fiangonana kristiana miandry ny fiavian' i Kristy sady manokana ny andro Asabotsy ho andron' ny Tompo... |
Ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany izay antsoina hoe koa Fiangonana môrmôna, dia fiangonana kristiana restaorasionista teraka... |
Ny Batistan' ny Andro Fahafito dia hetsika batista, izay miavaka noho ny fitandremana ny endrika iray amin' ny Sabata kristiana, izay manomboka Zoma hariva... |
Misy efatra ny boky heverin' ny Olomasin' ny Andro Farany ho Soratra Masina, sady inoan' ny mpikambana ao fa vokatry ny tsindrimandry avy amin' Andriamanitra... |
Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara dia fiangonana kristiana izay nipoitra amin' ny Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito any an-dafy... |
fotoana nanombohan'ny Revolosiona frantsay tamin'ny taona 1789. Vanimpotoana nanaraka ny Andro Vaovao izy. Andro Taloha Andro Antenatenany Andro Vaovao... |
Κόρινθος / Kórinthos izy amin' ny teny grika. Ny tananan' i Kôrinto amin' izao andro izao dia hita eo amin' ny 5 km avaratra-atsinanan' ireo sisam-paharavana... |
Ny hetsika Olomasin' ny Andro Farany dia fitambaran' ny vondrom-piangonana mahaleo tena avy amin' ny hetsika kristiana amin' ny famerenana amin' ny laoniny... |
Ny Fiangonan' Andriamanitra (Andro Fahafito) no iantsoana ireo fiangonana kristiana izay mitandrina ny Sabata manomboka amin' ny Zoma hariva hatramin'... |
Tetiandro mozilmana (fizaràna Ny andro sy ny volana) tsingerim-pihodinan' ny Volana manodidina ny Tany, dia misy 29 na 30 andro ary ny iray taona misy 354 na 355 andro. Tetiandro manara-bolana tanteraka ny tetiandro mozilmana... |
Ny vavaka dimy fanao isan' andro na Salat no andry faharoa ao amin' ny finoana silamo. Isan’ andro dia tokony manatanteraka ireo vavaka dimy tsy maintsy... |
Ny andro nahaterahan' i Jesoa na andro nahaterahan' i Jesosy dia ny daty heverina fa nahaterahan' i Jesoa avy any Nazareta, izay ankalazain' ny Kristiana... |