Valim-pikarohana ho an'ny « Alemaina » — Wiki Alemaina
Misy pejy mitondra anarana « Alemaina » eto amin'ity wiki ity
I Alemaina na Repoblika Federalin' i Alemaina (RFA), dia firenena any Eorôpa Andrefana, manana morontsiraka amin' ny Ranomasina Avaratra, mizara sisin-tany... |
Masina voaforon'i Otton I Le Grand (936-973). Ao anatin'io tany io, misy ny Alemaina, Ny Italia sy ny Borgônia. Tamin'ny fiforonan'azy, voatoan'ny fahakelezan'ny... |
I Worms dia tanàna ao amin' ny fanjakan' i Rheinland-Pfalz,, any Alemaina, any amin' ny tapany ambony amin' ny ony Rhine, 60 km atsimo-atsimo-andrefan'... |
Repoblika Demôkratika Alemàna (fihodinana avy amin'i Alemaina Atsinanana) Ny Repoblika Demôkratika Alemàna (RDA) na Alemaina Atsinanana, izay atao hoe Deutsche Demokratische Republik amin' ny teny alemàna, dia firenena tany Eorôpa... |
Berlin (sokajy Tanàna ao Alemaina) renivohitr'i Alemaina Atsinanana (Repoblika Demaokratika Alemana) ary i Berlin Andrefana dia anisan'i Alemaina Andrefana (Repoblika Federalin'i Alemaina) ary... |
Strasburg (Uckermark) (fihodinana avy amin'i Strasburg (Alemaina)) Vorpommern-Greifswald ao amin' ny fanjakan' i Mecklenburg-Vorpommern, any Alemaina. Any amin' ny faritra ara-tantaran' i Uckermark no misy azy io, eo amin'... |
Lisitra ny tanàna ny Alemaina... |
Franckfort/Main (sokajy Tanàna ao Alemaina) Tanàna lehibe ao atsimon'i Alemaina, ny fanjakana Hessen, amin'ny reniranon'i Main i Frankfurt (Alemainai: Frankfurt am Main, Frantsay: Francfort-sur-le-Main)... |
Leipzig (sokajy Tanàna ao Alemaina) Leipzig (vakio hoe "laipsik" na "laipsish") dia tanàna-boriborintany any Alemaina, ao avaratra-andrefan' ny Landan' i Sachsen (frantsay: Saxe). Misy mponina... |
Ady Lehibe Faharoa (sokajy Tantaran'i Alemaina) fanafihan' i Alemaina an' i Pôlônia tamin' ny Septambra 1939. Nanao fifanekena ny tsy hifanafika ny Firaisana Sôvietika (FRSS) sy i Alemaina nazi tamin'... |
i Loksamborga dia firenen' ny Vondrona Eorôpeanina eo anelanelan'i Alemaina, i Belzika sy i Frantsa. Ny isa-mponina any Loksamborga dia 493 500 tamin'... |
any atsimo-andrefan' i Eisenach, ao amin' ny fanjakan' i Thüringen, any Alemaina. Tao no fonenan’ i Mb. Elisabeth avy any Hongria, ilay toerana nadikan’... |
sy i Slôvenia any atsimo, i Hôngria sy i Slôvakia any atsinanana ary i Alemaina sy ny Repoblika Tseky any avaratra. Firenenana mpikambana ao amin' ny Vondrona... |
Augsburg (sokajy Tanàna ao Alemaina) I Augsburg dia tanàna any Alemaina ao amin' ny Landan' i Bavaria (frantsay: Bavière), vakivakin' ny Romantische Straße ("Lalana Rômantika"). Tanana iorenan'... |
Altenburg (sokajy Tanàna ao Alemaina) tapany atsinanana amin' ny Landan' i Thüringen (frantsay: Thuringe), any Alemaina, misy mponina miisa 33 000, ao atsimon' i Leipzig. Renivohitry ny boriborintanin'... |
fahadimy eo an-tany, eo aorian' i Etazonia sy i Japana sy i Sina ary i Alemaina. Lahatsoratra antsipirihany : Tantaran'i Frantsa. Ny anarana hoe Frantsa... |
Eisenach (sokajy Tanàna ao Alemaina) Eisenach dia tanàna any Alemaina ao amin' ny tapany andrefana amin' ny Landan' i Thüringen (frantsay: Thuringe) sady ao afovoan' i Alemaina, ao amin' ny lohasahan'... |
Fiteny alemàna (sokajy Alemaina) amin' ny Vondrona Eorôpeana. Ny fiteny alemana dia fiten' ny mponina any Alemaina, Soisa, Aotrisy, Belzika, Loksemborga ary Italia. Fiteny jermanika be mpiteny... |
Erfurt (sokajy Tanàna ao Alemaina) I Erfurt dia tanàna any Alemaina, renivohitr' i Thüringen (frantsay: Thuringe), evesea katôlika sady tanàna misy oniversite, niorina tamin' ny taonjato... |
Marburg (sokajy Tanàna ao Alemaina) I Marburg dia tanàna any Hessen ((frantsay: Hesse), any Alemaina, renvohitry ny boriborintanin' i Marburg-Biedenkopf. Mamakivaky azy ny renirano Lahn.... |