Augsburg

I Augsburg dia tanàna any Alemaina ao amin' ny Landan' i  Bavaria (fratsay: Bavière), vakivakin' ny Romantische Straße (Lalana Rômantika).

Augsburg
Augsburg
Velarantany 146,85 km2
Isam-ponina 301,033 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna Eva Weber
Firenena Augsburg Alemaina
Faritany NC
Faritra NC

Tanana iorenan' ny oniversite malaza any Augsburg Alemaina i Augsburg sady renivohitry ny distrikan' i Schwaben (Regierungsbezirk Schwaben), renivohitry ny boribrintanin' i Augsburg (Landkreis) ary foiben' ny diosezy katôlika iray. Ny lapa sy ny trano fiangonana ary ny trano fandraisam-bahiny maro ao aminy dia ahitana taratra ny fotoana volamena nandalovan' ny tantarany, tamin' ny taonjato faha-15 sy faha-16 naha tanàna nitana ny laharana voalohany azy tany Eorôpa.

Nisy mponina miisa 295 135 ity tanàna ity tamin' ny 31 Desambra 2018 ka mahatonga azy ho tanàna fahatelo be mponina indrindra manarakaraka an' i München sy i Nürnberg, ary tanàna fahatelo any Augsburg Bavaria (frantsay: Bavière).

Avy amin' ny anarana latina hoe ny Augusta Vindelicorum anarany. Atao hoe Augsbourg izy amin' ny teny frantsay fa mety ho hagasina hoe Aogsborga.

I Augsburg dia tanàna-boriborintany (Kreisfreie Stadt) sady iray amin' ny tanàna lehibe alemàna (Großstadt) miisa 82 hatramin' ny fiandohan' ny tanjato faha-20; nandingana ny isa 100 000 ny mponina ao aminy tamin' io vanimpotoana io ihany.

Jereo koa

Tanàna any Alemaina sy Eorôpa Atsinanana manan-tantara tamin' ny andron' i Martin Lotera:

Tags:

AlemainaBavariaFiteny frantsay

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny soahilyAndrianjakaMatignyAntemoroSingaporoHenôka24 MartsaMônakôGibraltaraAdy MangatsiakaX-SAMPASômaliaMasindahy NikôlaKim Dae-jungLambamena2015Marshall LeffertsSiddhartha GautamaHerman Francis MarkKômonismaArkeôlôjia2005Fanambaràna ny hevitry ny nofyFamantarana ny fiavian' ny andron' ny fitsaranaKrimeaMineraly923Vlorë11 NovambraOKôtidivoaraSiliaMaleziaAndriamangariraLazaina (fitsipiteny)NeôplatônismaAntoko pôlitika malagasyJodasy IskariôtaAnjara asa (fitsipiteny)BatisaWilliam ShakespeareTantaraLandry ChauvinDemôkrasiaFiteny ôfisialySana'aFJKM Tranovato AmbatonakangaZava-mahadomelinaFiraisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaFivavahana abrahamikaCurrent eventsFitampohaLalan-jazaBonneval, Eure-et-LoirOrson WellesTetiandro malagasyMartsaSebastián Battaglia1941Fiteny pôrtogeyFahotana530Zoma masinaNigel GodrichPaoly (apôstôly)RalamboEtazoniaKutub al-SittahPaskaMoctezuma II🡆 More