Vavaka

Valim-pikarohana ho an'ny « Vavaka » — Wiki Vavaka

Misy pejy mitondra anarana « Vavaka » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Vavaka
    Ny vavaka dia sady fifandraisan' ny olona (na zavatra hafa afaka livavaka) amin' Andriamanitra (na zavatra hafa azo ivavahana) sy ny teny tononina enti-manatanteraka...
  • Vignette pour Vavaka dimy fanao isan' andro (silamo)
    Ny vavaka dimy fanao isan' andro na Salat no andry faharoa ao amin' ny finoana silamo. Isan’ andro dia tokony manatanteraka ireo vavaka dimy tsy maintsy...
  • Vignette pour Rainay any an-danitra
    Rainay any an-danitra na Hataky ny Tompo na Vavaka nampianarin' ny Tompo na Fivavahan' ny Tompontsika dia vavaka nampianarin' i Jesoa Kristy ireo mpianany...
  • ny olo-masina, sns), ny angatra, ny demony na devoly, sns, ao anatin' ny vavaka mba hanatrehany na hahatongavany na hihainoany, amin' ny fangatahan-javatra...
  • Soratra Masina sy ny fisaintsainana lalina ary ny vavaka. Tsy manana vavaka atao afa-tsy ny Rainay (na Vavaka nampianarin' ny Tompo) izy ireo. Itovizany amin'...
  • Vignette pour Andry dimin' ny finoana silamo
    avy izy ireo: manonona ny fiekem-pinoana na shahada; manatateraka ireo vavaka dimy fanao isan' andro (salat) izay ialohavan' ny fidiovana; manao fifehezana...
  • litorizy dia ny fitambaran' ny fombafombam-pivavahana sy ny lanonana ary ny vavaka atokana ho amin' ny fanompoam-pivavahana amin' ny andriamanitra iray na...
  • finoana dia fanasitranana na fahasitranana izay tanteraka amin' ny alalan' ny vavaka sy ny fihetsika (toy ny fametrahan-tanana) izay inoana ho vokatry ny fidirana...
  • Vignette pour Silamo
    manome antsipiriany mazava momba ny fomba fanaovana ny fanao silamo rehetra (vavaka, fitafiana, fivahiniana masina, sns.) ary fototry ny Sharia (izany hoe ny...
  • Andro Antenatenany na hasidiman' ny Askenaza dia fihetsiketsehan' ireo tia vavaka jiosy alemàna atao amin' ny teny hebreo hoe חסידי אשכנז / Hasidei Ashkenaz...
  • famelan-keloka" na "androm-panavotana") dia andro anaovana fifadian-kanina sy vavaka be ao amin' ny fivavahana jiosy izay tanterahina amin' ny faha-10n' ny volana...
  • Vignette pour Môskea
    na môskea no toeram-pivavahana ivorian' ny Mozilmana hanatanterahana ny vavaka iraisana. Teo anelanelan' ny taonjato faha-7 sy faha-16 no tena namipirobo...
  • Ny fanelanelanana na vavaka fanelanelanana dia vavaka atao amin' ny fanahy, amin' ny andriamanitra na amn' Andriamanitra, amin' ny anaran' ny hafa, na...
  • taonjato faha-9 tal. J.K. Ny Baiboly dia milaza azy ho mpanjaka tsy tia vavaka. Tsy afangaro amin' i Ahazia na Ôkôziasa mpanjakan'i Israely izy. Amin'...
  • Vignette pour Manase
    Baiboly izay mitondra ny anarany, dia ny Vavak' i Manase, izay mirakitra ny vavaka sy ny fiaiken-keloka nataon'ilay mpanjaka nandritra ny figadrany tany Babilôna...
  • Vignette pour Fametrahan-tanana
    izany fomba izany amin' ny fitsofan-drano, amin' ny ôrdinasiôna, amin' ny vavaka fanasitranana, amin' ny fanavam-batisa. Famoahana fanahy ratsy Batisa...
  • itoeran' ny olona rehetra, na marina na meloka, na mpanjaka na andevo, na tia vavaka na tsy mivavaka, mba hitoerany amim-pahanginana sy hiandrasany ny fiverenany...
  • Vignette pour Sorona
    ny fanajana ny Zanahary sy ny razana na ampitsaharana ny fahatezeran' izy ireo. Fanatitra Fanatitra aidina Fanatitra dorana Vavaka Fanompoam-pivavahana...
  • amin'ny Baibolin'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana. Ny toko tsirairay dia vavaka na tonon-kira avy amin'ny Testamenta Taloha sy Vaovao. Izao ireo toko ireo...
  • Vignette pour Asa fiantrana (silamo)
    hahafahany mivelona soa aman-tsara no manatanteraka izany. Fiekem-pinoana silamo Vavaka dimy fanao isan’ andro (salat) Fifadian-kanina amin’ ny volana Ramadany...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

KiantenyAdizaozaArabia SaoditaFamoranaFady (malagasy)Fikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyFitenim-paritra malagasyOkrainaSokajin-tenyZanatenyKristianinaMpampiankinaFiteny taỳMediaWikiJerosalemaOlombelonaAnatôliaTodyFaritra eto Madagasikara31 MartsaRoman PolanskiMpandrindra milinaw97csKabary tera-baoLes PaulMaleziaJôbaArmeniaFivavahana eto MadagasikaraMasikoroHasina (zavamaniry)Zanahary (finoan-drazana malagasy)Onitiana RealyRaozyHasina (hery tsy hita maso)NjakatianaRichard I an'i AngleteraFampianaran-diso (fivavahana)AterinetoTestamenta TalohaAnthiyurTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaAndriamanitra (ankapobeny)Ambatolampy TsimahafotsyMpampitohy tenyAmpongaFampakaram-bady tao KanàFiteny tataraKolontsainaDmitri MedvedevIsraelyFitiavanaMikeaAsabotsyFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraBaraFiteny hindỳForyKabary am-panambadianaTovaloHabakabaka1989Paositra MalagasyMpaminanyAsorotanyWikipediaKristianisma eto MadagasikaraPaskaRajoelina AndryVondrona EorôpeanaVorona🡆 More