Fitokavana

Ny fitokavana dia ny fiantsoana fanahy toy ny andriamanitra, ny fanahin' ny maty (fanahin' ny razana, fanahin' ny olo-masina, sns), ny angatra, ny demony na devoly, sns, ao anatin' ny vavaka mba hanatrehany na hahatongavany na hihainoany, amin' ny fangatahan-javatra (fiarovana, fankasitrahana, fanampiana, fanozonana ny fahavalo, sns), izay matetika anononana ny anaran' izy ireo na ny anaram-boninahitra fiantsoana azy ireo.

Ny fivavahana rehetra amin' ny ankapobeny dia mampiasa vavaka na litorjia na hira fitokavana: manao an' izany ny Kristiana ao amin' ny vavaka nampianarin' ny Tompo, ny Hindo sy ny Bodista ao amin' ny atao hoa "mantra", ny Egiptiana taloha ao amin' ny Bokin' ny Maty, ny Silamo amin' ny fanaovany fitokavana (arabo: دُعَاء‎ / duʿāʾ, vavaka fitalahoana na fangatahana).

Jereo koa

Tags:

AndriamanitraAngatra (lolo)DemonyDevolyFanahin'ny vatanaFanahyOlo-masinaRazanaVavaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Baskin-RobbinsPedro Rodríguez LedesmaFanjanahantanyIngosetia1193KyivBrexitFiteny jeôrjianaDrôna1929Vladimir VysotskyBorondyJodaismaPôlitikaKuleLalàmpanorenanaAmerikaFamadihanaHagia SophiaAlaska24 MartsaNederlandyGeorges AndriamanantenaIrlandaLisitry ny zavatra madinidinika 22001-23000Fanjakana MitambatraTantaran' i MadagasikaraKilamba-KiaxiLalàn' i MosesyAziaKômonismaMir Alisher NavoïFiteny ordòIbn Hajar al-AsqalaniMichel-AngeSiddhartha GautamaBatisaKabary famangianaLisitry ny zavatra madinidinika 24001-25000Taom-baovao malagasy283Davida (mpanjaka)MeksikaSoisaFiteny pôrtogeyMaltaOnjam-peoFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranySiliaAnglikanismaAnton ChekhovNsukkaBagdadJeôrjiaAppleHelodranon' AmpasindavaPentekôstaAndoni GoikoetxeaAlexander PushkinMaebashiCourbevoieMozillaHenôkaSektaWoodie FlowersTheodore WhartonSakramentaNôrvezy🡆 More