Môizy

Valim-pikarohana ho an'ny « Môizy » — Wiki Môizy

Misy pejy mitondra anarana « Môizy » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Mosesy
    Mosesy (fihodinana avy amin'i Môizy)
    I Mosesy na Môizy dia ilay lehilahy hebreo resahina ao amin' ny Baiboly fa nitondra ny Zanak' i Israely ho afaka amin' ny fanandevozana avy tany Egipta...
  • Ny Apôkalipsin' i Mosesy na Apôkalipsan' i Môizy dia boky apôkrifa na pseodepigrafa jiosy izay atsoina koa hoe Fiainan' i Adama sy Eva. Anaran' io boky...
  • Ny Testamentan' i Mosesy na Testamentan' i Môizy dia apôkrifa jiosy nosoratana tamin' ny taonjato voalohany taor. J.K. Ity pseodepigrafa ity dia asan'...
  • Ny Hiran' i Mosesy na Fihirana nataon' i Mosesy na Hiran' i Môizy dia ilay tononkalo hita ao amin' ny Bokin' ny Deoterônômia (Deo. 32.1-43) ao amin' ny...
  • Vignette pour Lalàn' i Mosesy
    Ny Lalàn' i Mosesy na Lalàn' i Môizy, izay hafohezina indraindray amin' ny hoe Lalàna, dia fitambaran' ny fitsipika sy fampianaraha tokony harahina nomen'...
  • Vignette pour Jetrô
    nonina tany amin' ny tanin' ny Madianita izay nivahinian' i Mosesy (na Môizy), raha nandositra avy tany Egipta, sady lasa rafozany taty aoriana, araka...
  • Vignette pour Fiaran' ny Fanekena
    fanekena dia ilay vata nitahirizana ny Didy folo nomena an' i Mosesy (na Môizy) teo amin' ny tendrombohitra Sinay (na Sinaia), araka ny voalaza ao amin'...
  • Vignette pour Jôsoa
    I Jôsoa na Jôsoe dia ilay lehilahy nanampy an' i Mosesy (na Môizy) tamin' ny fitarihana ny Zanak' i Israely avy any Ejipta hankany amin' ny tany Kanaana...
  • Vignette pour Torah
    Nevi'im sy ny Ketuvim. Indraindray dia atao hoe "Boky dimin' i Mosesy (na Môizy)" izy ireo. Ao amin' ny Baiboly kristiana dia ireto ireo boky ireo: ny Genesisy...
  • Vignette pour Tendrombohitra Hôreba
    Deoterônômia ao amin'ny Baiboly izay nanoloran'Andriamanitra an'i Mosesy (na Môizy) ny Didy Folo. Lazaina hoe "Tendrombohitr'Andriamanitra" koa io toerana...
  • Pentateoka, Boky dimin' i Mosesy na Boky dimin' i Môizy no iantsoana ny fitambaran' ireo boky dimy voalohany ao amin' ny Baiboly, izany hoe ao amin' ny...
  • Vignette pour Tabernakely
    dia tranolay nisy ny Fiaran' ny Fanekena tamin' ny andron' i Mosesy (na Môizy). Ny nikarakara ny fanorenana azy dia i Beseleela izay notondroin' Andriamanitra...
  • Vignette pour Paska jiosy
    niampitan' izy ireo ny Ranomasina Mena teo ambany fitarihan' i Mosesy (na Môizy); izany dia voatantara ao amin'ny Bokin' ny Eksôdôsy ao amin' ny Baiboly...
  • Vignette pour Bokin' ny Nomery
    momba ny fivezivezen'ny Israelita tao an-tany efitra notarihin'i Mosesy (na Môizy) hatrany amin'ny lemak'i Moaba, tsy lavitra ny tany Kanaana. Boky ao amin'ny...
  • Vignette pour Didy Folo
    "tanan' Andriamanitra" tamin' ny vato fisaka sy nomeny an' i Mosesy (na Môizy) tao amin' ny tendrombohitra Sinay (na Hôreba). Amin' ny teny hebreo dia...
  • Vignette pour Bokin' ny Genesisy
    koa io boky io. Ny lovantsofina hatramin' izay dia milaza fa i Mosesy na Môizy no nanoratra ny Bokin' ny Genesisy izay isan' ny Pentateoka na ny Tôrah...
  • Vignette pour Hebreo (vahoaka)
    afaka tamin' ny fanandevozana izy ireo teo ambany fitarihan’ i Mosesy (na Môizy) dia nivezivezy tany an-tany efitr' i Sinay hankany Kanaana indray. I Jôsoa...
  • mahazatra ny mpino katôlika dia tsy novana ka notazonina, toy ny hoe Piera, Môizy sns. Nifamadika amin' ny nandrasana ny zavatra sasany toy ny nanoratana...
  • Vignette pour Kôrà
    Kor'any, izay lazaina fa nitarika fikomiana manohitra an' i Mosesy (na Môizy) sy Aarona nandritra ny fiampitana ny tany efitra (Nomery, toko faha-16)...
  • Vignette pour Tendrombohitra Sinay
    lovantsofin'ny Baiboly noho izay voalaza fa toerana nihaonan'i Mosesy na Môizy tamin' Andriamanitra voalohany teo amin'ny roimemy nirehitra, araka ny voalaza...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FihavananaSaikanosin' i ArabiaTFararanoKrimeaEpistily ho an' ny EfesianaEric SchmidtFinlandyUtahRômaKolontsaina malagasyTolom-bahoaka tamin' ny 1947LampertheimRanomasin'i ArabiaAmerika LatinaRanoHaintanyFihafanan'ny tanyAntankaranaEspainaMosavy (finoana malagasy)ArrigasHarin-karena faobeZava-mahadomelina19921977Gabriel García MárquezHaikintanaHakitroky ny mponinaSanandajRosiaMatoantenyAndriamanitra (tokana)Georges AndriamanantenaOkrainaLos AngelesSikkimZafisoroKalandrie hindoaLisitry ny filohan' i MadagasikaraFirenena BaltaRanomasimbe ArktikaOvidFitodika fitaovanaSeha-pihariana voalohanyGetsemaneElefanta afrikaninaPosanges61OvyVoambolanaHadiryIrlandaAndriamasinavalona1949Madagasikara zanatany frantsaySambatra1900Jodie FosterX15 JolayMouchin88TaompoloHaitsikerafitenyCachyGuerreroRye41Filoham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraMadagasikaraTarika matoantenyKristianisma1938NôrvezyFirenena an-dalam-pandrosoana🡆 More