Tendrombohitra Sinay

Ny tendrombohitra Sinay na tendrombohitra Sinaia dia tendrombohitra any Egipta (na Ejipta) izay hita ao amin'ny tany efitr'i Sinay sady mahatratra 2 285 m ambonin'ny ranomasina.

Atao hoe جبل موسى / Djebel Musa (izay midika hoe "tendrombohitr'i Mosesy") izy amin'ny teny arabo, fa הר סיני / Har Sinai (izay midika hoe "tendrombohitra Sinay") kosa amin'ny teny hebreo, amin'ny teny arabo egiptiana kosa dia Gabal Musa.

Tendrombohitra Sinay
Ny tampon'ny tendrombohitra Sinay

Malaza io tendrombohitra io ao amin'ny lovantsofin'ny Baiboly noho izay voalaza fa toerana nihaonan'i Mosesy na Môizy tamin' Andriamanitra voalohany teo amin'ny roimemy nirehitra, araka ny voalaza ao amin'ny Bokin'ny Eksodosy na Eksaody (Eks. 3.1 - 4.17) sady nandraisany ny Didy Folo (Eks. 20.1-17) ary nandraisany lalàna maro hafa koa ho an'ny vahoaka hebreo (Eks. 19.1 - 31.18). Ankehitriny dia maro ireo toerana heverina fa nisehoan'io tantara io nefa ny toerana tena nisehoany dia tsy fantatra mazava.

Jereo koa

Tags:

Efitr'i SinayEgiptaTeny araboTeny hebreo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FototenySiansaAdimizanaApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyFangitra ara-jeografiaFomban-drazanaBefandriana-AvaratraFaritany eto MadagasikaraFaingo mihantonaNevadaIzeharaEndolzansyRosiaKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaSarielaRanomasina MaintyIrànaDFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaEkoadôraTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesApôkalipsy Gnôstikan' i PeteraVarotraKanônan' ny BaibolyRaki-pahalalanaLloyd KaufmanMohammad Reza PahlaviSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaWikipediaFitenim-paritra malagasyAsa AkiraFitiavanaSoedaAmpiposahana (faritra)1940JesoaRajoelina AndryAsir, IranSampan-tenyVolahavana GermaineEpistily ho an' ny RômanaEmirata Arabo MitambatraFirenenaPentateokaMosavy (finoana malagasy)VorombolaTody1870DesambraDistrika eto MadagasikaraFiteny betsimisaraka avaratraBob DylanAlahamadyZavamaniry1997Heresiôlôjia(104249) 2000 EQ136VazimbaThabo MbekiKôngô-BrazzavilleHansel et GretelKabary famangianaFanahy MasinaFFisoronana sy fanalana vintanaEorôpa AndrefanaAntananarivoSakalavaJames Dewey WatsonRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)FahitalavitraJodasy IskariôtaEnzo Ferrari1963🡆 More