Valim-pikarohana ho an'ny « Tetiandro hebreo » — Wiki Tetiandro Hebreo
Hamorona ny pejy "Tetiandro+hebreo" eto amin'ity wiki ity! Jereo koa ny valim-pikarohana hita.
Ny Tetiandro hebreo dia tetiandro ampiasaina ao amin' ny fivavahana jiosy sy ny Fanjakan' i Israely ankehitriny. Tetiandro manaraka ny fihodin' ny volana... |
dia volana fahatelo ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahasivy kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe סִיוָן / Sîwān na... |
faha-13), tsy tahaka ny ao amin' ny tetiandro manara-bolana sy masoandro toy ny tetiandro hebreo. Ny taona 1 amin' ny tetiandro mozilmana dia mifanandrify amin'... |
volana fahefatra ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahafolo kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe תמוז / Tammûz io... |
fahiraika ambin'ny folo ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahadimy kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe שְׁבָט / Shevat... |
dia volana fahasivy ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahatelo kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe כִּסְלֵו / Kislēw... |
volana fahafolo ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahefatra kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe טֵבֵת / Tebheth... |
volana fahenina ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana faharoa ambin'ny folo kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אֱלוּל /ʾĔlûl... |
volana fahafito ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana voalohany kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe תִּשְׁרֵי / Tishré... |
Ny Nisana dia volana voalohany amin' ny tetiandro hebreo ampiasaina amin' ny fivavahana jiosy (jodaisma) izay anarahana ireo andro firavoravoana ao amin'... |
dia volana faha-2 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana faha-8 kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atap hoe אִייָר na אִיָּר... |
fahadimy ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahiraila ambin'ny folo kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אָב / Av... |
dia volana fahavalo ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana faharoa kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe מַרְחֶשְׁוָן / Marheshwān... |
amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fah-6 kosa ivelan'ny fivavahana amin'ny taona misy roa ambin'ny folo volana. Amin'ny teny hebreo dia atao... |
avy ireo tetiandro manara-bolana sy masoandro fantatra indrindra: ny tetiandro hebreo, ny tetiandro samaritana, ny tetiandro sinoa, ny tetiandro tibetàna... |
aza. Tetiandro hebreo Tetiandro joliana Tetiandro gregôriana Tetiandro malagasy Tetiandro samaritana Tetiandro sinoa Tetiandro tibetàna Tetiandro hindoa... |
tamin' ny taona 1923 nefa tsy navelany ny tetiandro joliana, indrindra fa ao amin' ny Fiangonana any aminy. Tetiandro hebreo Tetiandro joliana Tetiandro... |
fahafito ao amin'ny tetiandro hebreo talohan'ny fahababoan'ny Jiosy na Jody tany Babilona. Nosoloana ny anarana hoe Hesvana (hebreo: חֶשְׁוָן / Heshwān)... |
fahafito ao amin'ny tetiandro hebreo talohan'ny fahababoan'ny Jiosy na Jody tany Babilona. Nosoloana ny anarana hoe Tisry (hebreo: תִּשְׁרִי / Tishrí)... |
volana faharoa ao amin'ny tetiandro hebreo talohan'ny fahababoan'ny Jiosy na Jody tany Babilona. Nosoloana ny anarana hoe Iara (hebreo: אִייָר /ʾIyyār) ny... |