Valim-pikarohana ho an'ny « Taom baovao malagasy » — Wiki Taom Baovao Malagasy
Hamorona ny pejy "Taom+baovao+malagasy" eto amin'ity wiki ity! Jereo koa ny valim-pikarohana hita.
Ny Taom-baovao malagasy dia ny fiandohan' ny taona malagasy sy ny fankalazana izany eto Madagasikara sy any ivelany koa amin' ny andro voalohan' ny taona... |
izy satria mifanandrify amin' ny lohataona. Ireo izay mankalaza taom-baovao malagasy lohataona dia nanapaka fa amin' ny 22 Septambra no anombohan' izany... |
Alahamadibe (sokajy Fomba malagasy) mpanjaka tao Imerina hatao andro voalohan'ny taona. Ireo Malagasy mpankalaza ny Taom-baovao malagasy dia tsy mitovy hevitra ny amin'ny daty gregoriana na... |
ny Thingyan. Ny taom-baovao malagasy dia ankalazaina amin' ny fiantombohan' ny lohataona amin' ny volana Septambra, ho an' ny Malagasy sasany, amin' ny... |
amin' io daty io ny taom-baovao tibetàna izay atao hoe Losar. Tamin' ny taona 2008 dia nankalazaina tamin' ny 7 Febroary ny taom-baovao tibetàna. Misy volana... |
ara-potoana sy hanaovany ny fety nentim-paharazana na ara-pivavahana toy ny taom-baovao sinoa na ny fetin' ny antsasaky ny fararano. Ny fanadroana sinoa koa... |
taonan'ny Tompo, 1880" Alahamady Alahamadibe Tetiandro Taom-baovao malagasy Fanandroana malagasy Zôdiaka Tetiandro hebreo Tetiandro mozilmana Tetiandro... |
Alahamady (sokajy Fomba malagasy) Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Hazandrano Tetiandro malagasy Alahamadibe Taom-baovao malagasy Tetiandro hebreo Tetiandro miozolmana Tetiandro hindo... |
andro. Ny andro voalohany amin' io volana io no atao hoe "andron' ny taom-baovao". Izy no volana mangatsiaka indrindra any amin' ny ila-bolantany avaratra... |
Tantaran' i Madagasikara (fihodinana avy amin'i Tantaran'ny firenenana malagasy) amin' ny tantsaha indrindra. Voamariky ny firongatry ny andiam-balala ny taom-pambolena ary zary lasa niteraka famoronana asa vaovao ny famongorana ny... |
Antenatenany tany Eorôpa, fety kristiana maro no nampiasaina hanamarihana ny taom-baovao, anisan' izany ny 25 Marsa sy ny 25 Desambra. Na izany aza, ny tetiandro... |
fari-potoan' ny taom-baovao tao amin' ny tetiandro maro tamin' ny Andro Taloha. Izao ny anaran' izy ireo amin' ny fiteny latina sy malagasy sy arabo ary... |
Madagasikara (fizaràna Ny fiteny malagasy) izy ary manana sakany mirefy 580 km sy lavany mirefy 1 580 km. Atao hoe Malagasy ny vahoakan' io firenena io. Toerana fonenan' ny 5 %-n' ny biby sy ny zavamaniry... |
Dox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy) (sokajy Poeta malagasy) an' io noho izy tsy mba tia "paradoxe"). Tao amin' ny gazety Fandrosoam-baovao sy Tatsinanana no nisantarany fisehoana sy nitohizany nanoratra taona vitsivitsy... |
ny Fandroana, izay fanamasinana ny mpanjaka sy ny fianakaviana ary ny taom-baovao, nahitana koa ny lapabe sy fahalalanan' ny firaisana ara-nofo atao valabe... |
trano vao vita. Ny fanambadiana, ny fahafatesana, ny fahaterahana, ny taom-baovao ary ny fetin' ny fahaleovantena dia ankalazain' ny rehetra. Ny rofia... |
atao izany fandroana izany. Amin'io fankalazana ny Alahamadibe io, na taom-baovao, dia misy ny harendrina sy afo tsy maty sy lapa be. Ka teo Ambohidrabiby... |
dia ny tsy fitangoronan' ny olona, ary ny tsy fahampian' ny fampahalalam-baovao sy fanentanana no tena olana. Nilaza koa izy fa voaomana ny fiatrehana ny... |
Tetiandro asiriana (fizaràna Taom-baovao) Hebreo mifanandrify aminy Hebreo joliana/gregôriana mifanandrify aminy Malagasy joliana/gregôriana mifanandrify aminy Lohataona ܐܵܕܲܪ ʾĀḏar آذَار (ʾĀḏār)... |