Fiaran' ny Fanekena

Valim-pikarohana ho an'ny « Fiaran' ny Fanekena » — Wiki Fiaran' Ny Fanekena

  • Vignette pour Fiaran' ny Fanekena
    Ny Fiaran' ny fanekena dia ilay vata nitahirizana ny Didy folo nomena an' i Mosesy (na Môizy) teo amin' ny tendrombohitra Sinay (na Sinaia), araka ny...
  • Vignette pour Tempolin' i Sôlômôna
    tao Jerosalema tamin' ny taonjato faha-10 tal. J.K. (taona 957 tal. J.K.) mba hampitoerana ny Fiaran' ny fanekena. Noravan' ny tafik' i Babilôna izany...
  • Vignette pour Tabernakely
    Ny tabernakely, izay atao hoe koa tranolain' ny fihaonana, dia tranolay nisy ny Fiaran' ny Fanekena tamin' ny andron' i Mosesy (na Môizy). Ny nikarakara...
  • Vignette pour Tempolin' i Jerosalema
    Ny Tempolin' i Jerosalema, araka ny Baiboly, dia toeram-pivavahana naorin' ny Israelita tao Jerosalema mba hampitoerana ny Fiaran' ny fanekena. Noravan'...
  • Vignette pour Fanjakan' i Israely (mitambatra)
    renivohitry ny fanjakàny. Nafindrany tao ny Fiaran' ny fanekena nefa tsy nahazo alalana tamin' Andriamanitra hanorina ny Tempoly izy na dia ny hanolotra...
  • Vignette pour Filistina (ao amin' ny Baiboly)
    Eben-Ezera sy ny nakan' ny Filistina ny Fiaran' ny Fanekena izay nentiny tany Asdôda misy ny tempolin' i Dagôna. Voatery naverin' ny Filistina amin' ny Israelita...
  • Vignette pour Lalàn' i Mosesy
    anisan’ izany ny ao amin’ ny Masina Indrindra izay nisy ny Fiaran' ny Fanekena (izay nisy ny vato fisaky ny lalàna, ny tehin’ i Aarôna, ny mana); torolàlana...
  • Vignette pour Kerobima
    ny lalana mankany amin' ny hazon' aina." Ny Bokin' ny Eksôdôsy (Eks. 25.18-22) dia manoritsoritra ny sarin' ny kerobima izay teo amin' ny Fiaran' ny Fanekena:...
  • Vignette pour Fanjakan' i Aksoma
    lehibe maromaro ny Aksomita. Araka ny lovantsofina dia i Aksoma koa no heverina ho toerana misy ny Fiaran' ny Fanekena sy ny tranon' ny mpanjakavavin'...
  • Vignette pour Hebreo (vahoaka)
    Jerosalema ho renivohitra sady nanorina ny Tempoly nisy ny Fiaranny Fanekena, dia nanomboka tamin’ ny taona 970 hatramin’ ny 930 tal. J.K. Nisaraka ho fanjakana...
  • Vignette pour Davida (mpanjaka)
    an-davany ny tenin' ny mpaminany, indrindra ny an' ny mpaminany Natàna izay nandrara azy tsy hanangana ny tempoly hametrahana ny Fiaran' ny Fanekena. Nanambara...
  • Vignette pour Sinagôga
    sy mirakitra ny Fiaran' ny Fanekana ao amin' ny efitra atao hoe "masina indrindra". Io Fiaran' ny Fanekena io dia napetraka tao amin' ny Tempolin' i Sôlômôna...
  • Vignette pour Farao ao amin' ny Baiboly
    ny Fiaran' ny Fanekena. Taorian' izany dia nanafika an' i Jeroboama, ilay namany taloha, ilay farao ka nandositra nankany Jôrdania i Jerôbôama. Ny arkeôlôjia...
  • Vignette pour Boky voalohan' i Samoela
    Filistina ny Fiaran' ny Fanekena. Naverin’ ny Filistina anefa ilay vata satria niteraka aretina ho azy ireo. Nahazo fandresena ny Israelita noho ny fiankinany...
  • Vignette pour Jordana (ony)
    nitsanganan’ ny mpisorona 12 izay nitondra ny Fiaran' ny Fanekena (Jôs. 4.9). Tamin’ ny taona 29 taor. J.K. i Joany dia nanao batisa an' i Jesoa teo amin’ ny toera-marivon’...
  • Vignette pour Fokom-pirenen' i Israely
    Ejipta, izay fiombonam-pinoana izany dia hamafisin' ny fisian' ny Fiaran' ny fanekena. Ao amin' ny tsangambaton' i Menephtah (taona 1236-1223 tal. J.K...
  • Vignette pour Farao
    Jerosalema izy ary afaka namerina ny fandriam-pahalemana tamin' ny nandefasany ny fanaky ny Tempoly, afa-tsy ny Fiaran' ny Fanekena. Taorian' izany dia nanafika...
  • ny Fiaran' ny Fanekana ny Israelita, ka noho izany niaraka taminy koa i Iahveh. Voarara ny Israelita tsy hivavaka amin' andriamanitra hafa, araka ny Bokin'...

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Didy FoloAntesaka849Apôkrifan' ny BaibolyLes PaulAdizaozaTantaran'i MadagasikaraGovernemantaVoahiranaLahatra (finoana malagasy)FanandroanaConstantin StanislavskiLambo diaTodyFifohazana FarihimenaPetra-kevitraTsimihetySikidy malagasyFaritra ItasyFiteny hebreoKristianismaJean-Joseph RabeariveloFiteny araboMahavelona (Toamasina)Wayback MachineFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraMerkioraVondrona EorôpeanaJôbaAmbatolampy TsimahafotsyNjakatianaNôvambraAdijadyPaskaAnatôliaFamadihanaHasina (hery tsy hita maso)Fady (malagasy)Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôTsinyFiteny betsileovietnamyMpampitohy (fitsipiteny)FiarakodiaFanjakan' AndriamanitraNazaretaFanjanahantanyAmpiposahana (faritra)Praiminisitra malagasyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fahefana mpanatanterakaAntandroy31 MartsaÔseaniaAsombolaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenena14 FebroaryTovaloFokom-pirenen' i IsraelyArmeniaAndriamasinavalonaHasina (zavamaniry)Raki-pahalalanaSakramentaDokuWikiAAntambahoakaMpaminany🡆 More