Ralambo

Valim-pikarohana ho an'ny « Ralambo » — Wiki Ralambo

Misy pejy mitondra anarana « Ralambo » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Ralambo
    Ralambo dia mpanjaka tao Imerina izay nanjaka tamin' ny taona 1575 hatramin' ny taona 1610. Nandimby an-drainy Andriamanelo mpanjakan' i Alasora izy ka...
  • Fanjakan' i Madagasikara, izay taranaky ny mpanjaka Ralambo na havany akaiky. Nanambady maro ny mpanjaka Ralambo, mpanjakan' Imerina, nonina sy nanjaka teo Ambohidrabiby...
  • Imerina-Ambaniandro dia ny faritra nanjakan-dRalambo. Ralambo (1575-1610), no namorona ny teny hoe Imerina-Ambaniandro teo Ambohidrabiby, izay renivohi-panjakany...
  • atsimon'Ambohidrabiby raha mbola tsy nanjaka akory i Ralambo.Nanoa an-dRalambo anefa ny taranak'Andrianakotrina. Tian-dRalambo honina amin'ny faritra atsimon'Ambohidrabiby...
  • Vignette pour Andrianjaka
    Merina izay nanapaka tamin' ny taona 1610-1630. Zanaka lahin' ny mpanjaka Ralambo izy. Vitany ny fanitarana ny fanjakana natombok' ireo mpanjaka teo alohany...
  • Ny Zanadralambo amin' Andrianjaka dia ny taranaky ny mpanjaka Ralambo tamin' ny vadikeliny, iray amin' ireo fizaràn' ny Zanadralambo, izay sokajin' andriana...
  • Vignette pour Ravoromanga
    Analamanga dia nalain’ny Mpanjaka Ralambo ho vady i "Rafotsimarompaniry". Noho io fanambadiana io no tsy nanosehan’i Ralambo an’Andriampirokana rafozandahiny...
  • Vignette pour Ambohidrabiby
    an-dRabefaravolamanjaka sy Ralambo (1575-1610) hisafidy hijanona eny Ambohidrabiby. Tsy nijanona tamin' ny rainy teo Alasora mantsy Ralambo fa nanara-dreny teny...
  • Andriantompokoindrindra dia zanaka lahimatoan' ny mpanjaka Ralambo (1575-1610) tamin' ny andriambavy Ratompokoamandrainy Rabehavina izay zanaky ny mpanjaka...
  • zanakandriana io vao notendren-dRabiby hanjaka Ralambo zafiny. Tsy afaka nanjaka arak' izany Ralambo raha tsy nandà fanjakana ireo zana-dRabefaravolamanjaka...
  • taranak' Andrianamboninolona, rahalahin-dray no rafozan' ny mpanjaka Ralambo. Iray amin’ ireo antanantohatr’ andriana fito nisy tao Imerina talohan’...
  • Vignette pour Rasendrasoa
    Andriampolofantsy ary Ravololondralambo no zanaky Ralambo tamin' i Ratsitohinamanjaka. Ary Ratsitohinamanjaka no vadin'i Ralambo miara-miafina aminy ao Ambohidrabiby...
  • dia nanao fizaràn-tany teo Ambohidrabiby renivohim-panjakany ny mpanjaka Ralambo (1575-1610) ka ny faritra avaratry ny lapany, ny avara-drova, ny vakin-kady...
  • Vignette pour Andriana
    zanaka lahimatoan-dRalambo. Ny Andrianamboninolona, ireo taranak' Andrianamboninolona, rahalahin-dray no rafozan-dRalambo Ny Andriandranando, ireo...
  • Vignette pour Sampy (malagasy)
    toeram-boninahitra nomen-dRalambo an' i Kelimalaza dia nahatonga ny olona toa an' i Kalobe hitondra ny sampiny any amin-dRalambo avy amin' ireo tanàna akaiky...
  • alasora no tsy nahafoy an-dRalambo fa nanaraka azy teny Ambohidrabiby mba hitaiza azy. Rehefa nilamina ny tany dia nozarain-dRalambo ny vohitr' Ambohidrabiby...
  • ny andro nahaterahan-dRalambo io no lasa tonon-taona sy noheverina ho toy ny voalohan' ny taona na "asaramanitra". Tamin-dRalambo dia nifanindry ny Alahamadibe...
  • lasa vadin-dRalambo i Ratsitohininamanjaka Ratompokoandriambavy zanak’ Andrianamboninolona tamin-dRafotsindrindramanjaka dia nitarin-dRalambo ny zara-tanin’...
  • Andriamanelo. Renivohi-panjakan’ Andriamanelo i Alasora. Nampamono ny rahalahiny mba hampanjaka an-dRalambo zanany Andriamanelo. Lisitr' ireo mpanjaka merina...
  • (Rangitamanjakatrimovavy) (1520-1530) Rafohy (1530-1540) Andriamanelo (1540-1575) Ralambo (1575-1600) Andriantompokoindrindra (1600-1610) Andrianjaka (1610-1630)...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanjakan' AndriamanitraAndriamanitra (ankapobeny)SiansaEtazoniaMark JerrumLe BouscatAntemoro1911Elliot ShevelFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraTerakaAntanosyAdaloSokajin-tenyFitaovam-piadianaTendry8492022TsikafonkafombazahaFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyNazaretaISO 4217Ry Tanindrazanay malala ôBlaogyAndriamenaFifohazana (kristianisma malagasy)ÔseaniaFiteny tiorkaKiantenyAdizaozaMaleziaAmerikaJesoaKabary tera-baoA2012Onitiana RealyMôsikaoIndiaRoandaVoronaBokin' ny SalamoFampakaram-bady tao KanàKolontsainaBiôgrafiaHabakabakaTovaloDmitri MedvedevAostraliaForyVezoEpistily nosoratan' i JakôbaJirofoTodyEzraTsinyKabary famangianaMahavelona (Toamasina)NôvambraPoaceaeGoogleTobilehibeAntankaranaRazana (finoana malagasy)QIT Madagascar MineralsAziaTestamenta VaovaoAntesakaFivavahanaTantaran' ny kristianismaFampianaran-diso (fivavahana)ZanatenyFitenim-paritra malagasyPablo PicassoMponina eto MadagasikaraAndrianaAndrianampoinimerina🡆 More