Mari piatoana

Valim-pikarohana ho an'ny « Mari piatoana » — Wiki Mari Piatoana

  • Ny mari-piatoana dia maritsoratra ankoatra ny litera sy ny marika, ampiasaina rehefa manoratra. Tsy vakiana toy ny teny tsotra ny mari-piatoana rehetra...
  • Ny faingo mihantona (') dia mari-tsoratra na mari-piatoana izay ampiasaina rehefa manakambana teny ka misy zana-tsoratra alatsaka. Ohatra: Tolaka + andro...
  • Ny tsipika dia mari-panoratana na mari-piatoana izay tsy tokony hafangaro amin' ny tsipi-panohizana na amin' ny eva miiba. Misy telo karazana ny tsipika...
  • Ny baraingo (?) dia mari-piatoana hamaranana fehezanteny manontany na fanontaniana. Faingo Faingo mihantona Farango lava Farango sosona Fonon-teny Teboka...
  • Ny tsoraka (!) dia mari-piatoana asolo ny teboka rehefa mampiasa fehezanteny mandidy (ohatra: Mandehana !) na milaza fiontanam-po sy fahatairana. Baraingo...
  • Ny teboka amam-paingo (;) dia mari-piatoana ampiasaina raha manasaraka andian-teny efa voasaraka amin' ny alalan' ny faingo rahateo ny teny ao anatiny...
  • Ny teboka dia mari-panoratana ampiasaina amin' ny fomba maro hampitana hevitra isan-karazany ka ny tena fantatra dia ny maha mari-piatoana azy, izy manana...
  • Ny faingo (,) dia mari-piatoana ampiasaina rehefa manoratra mba hanasarahana fehezankevitra roa na izay andian-teny tiana hosarahina nefa samy ao anaty...
  • Vignette pour Teboka (jeômetria)
    izay tsy manana na halava na sakany na hatevina. Jeômetria Teboka (mari-piatoana) Biloka (jeômetria) - Bola (jeômetria) - Efamira - Efadafy - Faribolana...
  • Ny teboka telo (...) dia mari-piatoana ampiasaina rehefa mamarana fitanisana nefa mbola misy amin' ny zavatra tiana hotanisaina ny tsy voalaza. Mahasolo...
  • Ny teboka roa (:) dia mari-piatoana izay ampiasaina rehefa hanomboka fitanisana teny na hamerina tenin' olona (tonon-tsiahy) araka ny nitenena ny azy...
  • Vignette pour Delhi
    absolute; top: Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "#" tsy fantatra%; left: Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "#" tsy fantatra%; height:0; width:...
  • satria manko tsy misy zanatsoratra ny abidy hebreo sady tsy misy mari-piatoana (faingo, teboka, sns) hahafantarana ny tena fanononana sy ny lantompeon'ny...
  • Soratra mari-piatoana "&" tsy fantatra]] • [[Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "&" tsy fantatra]] • [[Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "&"...
  • Soratra mari-piatoana "&" tsy fantatra]] • [[Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "&" tsy fantatra]] • [[Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "&"...
  • Vignette pour Faritanin'i Amnat Charoen
    Soratra mari-piatoana "," tsy fantatra sq mi) Area rank Faha-60 Population (2014)  - Total 375,380  - Density Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana ","...
  • Vignette pour Faritra Analanjirofo
    Isam-ponina 860 800 mpo. Hakitroky ny mponina Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "" tsy fantatra mpo/km2 Fianarana no lova tsara Laharam-pehintany -----...
  • Vignette pour Faritra Bongolava
    Isam-ponina 674 474 mpo. Hakitroky ny mponina Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "" tsy fantatra mpo/km2 Fianarana no lova tsara Laharam-pehintany -----...
  • Vignette pour Faritra Mangoro
    Isam-ponina ?? mpo. Hakitroky ny mponina Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "?" tsy fantatra mpo/km2 Fianarana no lova tsara Laharam-pehintany 17°49′48″...
  • teny. Maritsoratra ankoatra ny litera ampiasaina rehefa manoratra ny mari-piatoana. Indreto ny tena fampiasa amin' ny fanoratana ny teny malagasy: ny baraingo...

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sekoly pitagôrisianaGandhinagarKantoVosgesKabary tera-baoKabary am-panambadianaFiteny tsy fantatraSekolyTelozoron'ny BermiodaFamoranaBaiboly katôlikaFindayFady (malagasy)WikiTriniteApôstôly roa ambin' ny foloKristianinaAlakaraboKanaana (faritra)HasinaTantara ny Andriana eto MadagasikaraFokom-pirenen' i IsraelyFoko eto MadagasikaraFahaleovantenaSakalavaFanahy Masina (kristianisma)Mpisolo (fitsipiteny)BouchainAmbiroaWordPressFitoriana ny filazantsaraBatisa15 MartsaTantaran' i MadagasikaraOlombelonaAdy Lehibe FaharoaGeorges AndriamanantenaKônsobstansiasiônaSabata (jiosy)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)Mpanampy (fitsipiteny)Mpilalao baolina kitraJoany Mpanao BatisaAnaranaPetra-kevitraJerosalema vaovaoPentekôstaKafarnahomaE. SreedharanRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)MerinaMenalambaBokin' i JôbaIndônezia1993Kristianisma eto MadagasikaraMari-piatoanaFiteny kiniaroandaToniziaApôkalipsin' i JoanyParagoayFaritra IhorombeMaritranoBob KhannaRaki-pahalalanaFanandroana🡆 More