Mikaela (arkanjely)

Valim-pikarohana ho an'ny « Mikaela (arkanjely) » — Wiki Arkanjely Mikaela

  • Vignette pour Mikaela (arkanjely)
    I Mikaela na Misely dia isan' ireo anjely lehibe na arkanjely, toa an' i Gabriela sy i Rafaela, izay resahina ao amin' ny fivavahana jiosy sy kristiana...
  • Vignette pour Arkanjely
    Andriamanitra". Ny Testamenta Taloha dia milaza ny fisian' ny arkanjely hafa noho i Mikaela na Misely (izay voalaza ho anisan' ireo andriana "lehibe" na...
  • Vignette pour Ady tany an-danitra
    ady any an-danitra izany dia nifanaovan' ny anjely maro tarihin' i Mikaela arkanjely sy ny anjely maro hafa tarihin' ny "dragona" fantatra amin' ny anarana...
  • Vignette pour Rafaela (arkanjely)
    ny trômpetra amin’ ny fanombohan’ ny fitsarana farany. Gabriela Mikaela Anjely Arkanjely Anjelôlôjia "Ary ny Tompo niteny tamin’i Rafaela hoe: Alao i Azazela...
  • Vignette pour Kônsily tao Laodikea
    taona 363-364. Ny fiantsoana ny anaran' anjely ankoatra ny an' ny arkanjely telo Mikaela sy Gabriela ary Rafaela dia norarana mba hialana amin' ny fanao...
  • ny fahafatesany io Testamenta io. Toko voalohany: Niteny tamin' ny arkanjely Mikaela (na Misely) mba "hidina hijery an' i Abrahama sy hiady hevitra aminy...
  • ny alalan' ny peratra majika izay nampindramin' ny arkanjely Mikaela azy. Miresaka momba ny arkanjely hafa toa an' i Oriela koa io soratra io. Misy ny tantara...
  • Tao amin' ny Lanitra fahafito i Henôka nahita ireo Arkanjely (indrindra fa i Gabriela, i Mikaela ary i Pravoily na Vretily mpitan-tsoratr' Andriamanitra)...
  • Vignette pour Anjelôlôjia
    izany. Ny Arkanjely. Ireo dia mpitondra hafatra manokan'Andriamanitra ho any amin'ny olombelona. I Tomà avy any Akoino dia mametraka arkanjely telo eto...
  • Vignette pour Anjely
    ny anjely (arkanjely) dia indraindray miisa efatra (i Mikaela, i Rafaela, i Gabriela ary i Oriela na Fanoela), indraindray fito (i Mikaela, i Rafaela...
  • Vignette pour Anjely (araka ny kristianisma)
    ny anjely (arkanjely) dia indraindray miisa efatra (i Mikaela, i Rafaela, i Gabriela ary i Oriela na Fanoela), indraindray fito (i Mikaela, i Rafaela...
  • Vignette pour Tantaran' i Jôsefa Mpandrafitra
    fahafatesana, izay ahitana ny anjelin' ny fahafatesana, sy ny arkanjely Mikaela ary ny arkanjely Gabriela, izay niseho taminy. Ny famaranan-teny ao amin' ilay...
  • toriteny tamin' ny taonjato faha-4 dia tsy vehivavy i Maria fa izy no arkanjely Mikaela. Araka ny voalazan’ ny Epistilin' ny Apôstôly, izay apôkrifa tamin’...
  • Vignette pour Silamo
    fanambaràna ny zava-miafina tamin' ireo mpaminany. Miresaka momba an’ i Mikaela koa io boky io. Niteny tamin’ ny olona ny anjely: ohatra tamin' i Ibrahima...
  • Vignette pour Sola Scriptura
    Epistilin' i Joda andininy faha-9 dia resahina ny ady nifanaovan' ny arkanjely Mikaela (na Misely) sy i Satana ny amin' ny vatan' i Môizy (na Mosesy) efa...
  • Vignette pour Mohamady
    tena tenin' Andriamanitra (Allah amin' ny teny arabo), nampitain' ny arkanjely Gabriela (Jibril) taminy. Araka ny lovantsofina ihany dia natambatry ny...
  • Vignette pour Fampiakarana an' i Maria
    i Jesoa mba handray ny fanahin-dreniny, izay nampiandraiketiny ny arkanjely Mikaela (na Misely). Nalevin' ny Apôstôly teo am-pototry ny Tendrombohitra...
  • fa "zavaboarin' Andriamanitra (khalq) izay lehibe noho i Gabriela na i Mikaela", izay nalefa mba hampahalala sy hitari-dalana an' i Mohamady sy ny imam...
  • Vignette pour Melkizedeka
    Abrahama.   Ny lovantsofina sasany dia nanao an' i Melkizedeka ho ny arkanjely Mikaela (na Misely). Manoloana ny famakafakana lahatsoratra kristiana izay...
  • Vignette pour Evanjelin' i Barnabà
    namadika azy tamin' ny sekely volafotsy telopolo; nandidy an' i Gabriela, i Mikaela, i Rafaela, ary i Oriela Andriamanitra avy eo mba hamonjy an' i Jesoa amin'...

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

KaliforniaMarta Vieira da SilvaBaiboly amin' ny teny malagasyAterinetoMaorisyJoany ApôstôlyRazana (finoana malagasy)Lalam-pirenena faha-8VaryFanahyFilazam-potoana (fitsipiteny)Afrika AtsimoTokyoKabary famangianaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFiraisana ara-nofoOnyZavakantoLiokaWilliam III an'i AngleteraFiteny serbaAsabotsyMatoan-kevitraArsidiôsezin' i FianarantsoaFilaza isa (fitsipiteny)AziaHypertext Markup Language1983Fokom-pirenen' i IsraelyFiteny nôrvezianaAsa AkiraVondrona EorôpeanaSilamoLisitry ny filohan' i MadagasikaraDavida (mpanjaka)SaryTorkiaBrezilaTV plus MadagascarTranonkalaAmbiroaKiantenyLolo vokatraTantara ny Andriana eto MadagasikaraTaonaVelarantanyTetiandroAndron' ny AsaGeorges AndriamanantenaVosgesFilaza mandidyIsaia (mpaminany)Tolom-bahoaka tamin' ny 1947Wayback MachineFifadian-kaninaParagoayFiteny malagasyGandhinagarAlemainaBouchainTestamenta TalohaDemôkrasiaRepoblika MalagasyAnkaraAsan' ny ApôstôlySrilankaBenedikto any NursiaAndriamasinavalonaTwitter🡆 More