Mpanjakan' i Jodà

Valim-pikarohana ho an'ny « Mpanjakan' i Jodà » — Wiki Mpanjakan' I Jodà

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • I Jôasy na Jôasa dia zanak' i Ahazia na Ôkôziasa mpanjakan' i Jodà sady mpanjakan' i Jodà koa nandritra ny efapolo taona tamin' ny faramparan' ny taonjato...
  • I Jehôrama na Jôrama dia mpanjakan' i Jodà nandritra ny valo taona tamin' ny tenantenan' ny taonjato faha-9 tal J.K. Zanak' i Jôsafata mpanjaka izy. Tsy...
  • Ny mpanjakan' i Jodà dia ireo mpanjaka avy amin' ny fokom-pirenen' i Israely lazaina ao amin' ny Baiboly fa nanapaka ny tapany atsimon' ny tanin' i Israely...
  • I Asa dia mpanjakan' i Jodà nandritra ny 40 taona hatramin' ny fiafaran' ny taonjato faha-10 tal. J.K. ka hatramin' ny fiantombohan' ny taonjato faha-9...
  • Vignette pour Fanjakan' i Jodà
    i Jodà. Nanomboka teo amin' ny fanjakan' i Rehôbôama na Rôbôama ka hatramin' ny fanjakan' i Zedekia na Sedekiasa ny lisitry ny mpanjakan' i Jodà. I Saoly...
  • Vignette pour Jôsia (mpanjakan' i Jodà)
    Manase, mpanjakan' i Jodà sady raibeny, tsinontsinona an' i Iahveh Andriamanitr' i Israely anefa izany. Tamin' ny ady nifanaovan' ny tafik' i Jodà tamin'...
  • I Ahazia na Ôkôziasa dia iray amin' ireo mpanjakan' i Jodà, zanak' i Jôrama sy i Atalia, araka ny Baiboly. Nanjaka nandritra ny iray taona izy tamin' ny...
  • I Jôahaza na Jôakaza dia mpanjakan' i Jodà nandimy an' i Jôsia (na Jôsiasa) rainy tamin' ny taona 609 tal J.K. tamin' ny faha-23 taonany. Telo volana monja...
  • Atalia (fihodinana avy amin'i Atalia (mpanjakan'i Jodà))
    I Atalia dia mpanjakavavin' i Jodà nandritra ny enin-taona teo antenantenan' ny taonjato faha-9 tal. J.K. Zanaka na zafikelin' ny mpanjakan' i Israely...
  • Vignette pour Fokom-pirenen' i Jodà
    fokom-pirenen' i Jodà na fokon' i Jodà dia iray amin' ny fokom-pirenena roa ambin' ny folon' i Israely. Nanana ny toerany manokana ny fokom-pirenen' i Jodà amin'...
  • I Amôna dia mpanjakan' i Jodà nandimby an' i Manase rainy. Ny tena ahatsiarovana an' i Amôna dia ny fitiavany manompo sampy izay nahatonga fikomiana nitarika...
  • amin' ny nataon' ireo ray aman-dreniny. Tsy afangaro amin' i Ahazia na Ôkôziasa mpanjakan' i Jodà izay mitovy anarana aminy izy. Atao hoe אֲחַזְיָה‎ / ’Ăḥazyāh...
  • tokony hafangaro amin' i Jôasy na Jôasa mpanjakan' i Jodà, izay nitovitovy vanim-potoana niainana taminy, i Jôasy na Jôasa mpanjakan' i Israely. Atao hoe יְהוֹאָשׁ...
  • an' i Jeho rainy teo amin' ny fitondrana. Ny zanany atao hoe Jôasy na Jôasa no nandimby azy. Tsy afangaro amin' i Jôahaza na Jôakaza mpanjakan' i Jodà izay...
  • avaratra) alohan' ny namonoan' i Jeho azy. Tsy afangaro amin' i Jehôrama na Jorama mpanjakan' i Jodà izy. Amin' ny teny hebreo dia atao hoe יְהוֹרָם‎ / Yəhōrām...
  • I Amazia na Amaziasa dia mpanjakan' i Jodà nandimby an' i Jôasy (na Jôasa) rainy ary zanak' ity mpanjaka ity tamin' i Jôadana. Nanapaka an' i Jodà nandritra...
  • I Jôsafata dia mpanjakan' i Jodà nandritra ny 25 taona tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-9 tal. J.K. Nandimby ny mpanjaka Asa rainy teo amin' ny fitondrana...
  • ambany fifehezan' i Rezona II mpanjakan' i Damasy (na Damaskosy) i Peka ka lasa nanafika an' i Ahaza (na Akaza) mpanjakan' i Jodà izy sy ity mpanjaka...
  • I Jôtama dia mpanjakan' i Jodà tamin' ny taonjato faha-8 tal. J.K., zanak' i Ozia (na Oziasa) tamin' i Jerosa zanakavavin' i Zadôka (na Sadôka) sady rain'...
  • ny nisarahan' ny Fanjakan' i Israely sy ny Fanjakan' i Jodà dia indreto ny mpanjakan' i Israely nifandimby raha tsy isaina i Saoly na Saola (שאול - Shā’ûl)...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Francis WebbNiassaVolamenaMichiganArintanyAuburn, AlabamaRidley ScottFaritra SofiaAsaMouhammad al-BoukhârîFriant, KaliforniaFanekem-pinoana apôstôlikaFitaovam-piadianaRobin WilliamsFanjakan' Imerina1952AnganoSamuel Jacob KleinPerò(2196) EllicottGiuseppe VerdiRobert StephensonFotoanaISO 3166-1Fairmont, MinnesotaAntambahoakaJapanaCamillo BensoCharles DietzBiôgrafiaAl-Nasa'iSadio ManéTailandyFahotanaFiteny japôneyKatowiceAogostino avy any HipônaBootjack, KaliforniaJohn MajorTafi-Piarovan' i IsraelyCarl Gustav JungNeptonaWilliam III an'i AngleteraAfrikaJeôgrafiaFanagasianaGuelph1981Fiteny malagasy ôfisialyKolontsaina malagasyFrançois MitterrandFanabeazanaVertonSunan al-Daraqutni1964Angatra (aretina)292René GoscinnyFaritra SavaFamongoran-taranaka nahazo ny Totsy tao RoandaFamakafakana ny BaibolyFamoronana (finoana sy fedrà)KônfesyEjipta tamin'ny Andro TalohaLalàmpanorenanaJames Rumbaugh🡆 More