Valim-pikarohana ho an'ny « Asiria » — Wiki Asiria
Misy pejy mitondra anarana « Asiria » eto amin'ity wiki ity
I Asiria na Asoria dia faritra ao amin' ny tapany avaratr' i Mesôpôtamia tamin' ny Andro Taloha. Atao hoe Asiriana ny vahoaka nonina tamin' io faritra... |
Ny fahababoana tany Asiria na sesitany tany Asiria na fahababoana asiriana dia fotoana teo amin' ny tantaran' i Israely taloha sy i Jodà izay nanaovan'... |
I Teglata Falasara III na Tiglata Pilesera dia mpanjakan' i Asiria tamin' ny taona 745 hatramin' ny 727 tal. J.K. Asiria Fahababoana tany Asiria... |
fahafaham-po tamin' i Ahaza ny amin' ny tokony hiraisany hina hanohitra an' i Asiria. I Edôma koa dia nanafika an' i Jodà tamin' ny andron' i Ahaza izay voatery... |
I Senakeriba na Sankeriba dia mpanjakan' i Asiria tamin' ny taona 705 hatramin' ny 681. Zanak' i Sargôna II izay niara-nanapaka taminy fony fahavelon'... |
ao atsimony ny Helodrano Persika. Amin' ny fiteny akadiana dia atao hoe Shumeru izy. Mesôpôtamia Kaldea Akady Babilona Asiria Persia Fiteny someriana... |
I Salmanatsara na Salmanazara dia mpanjakan'i Asiria tamin'ny taona 727 hatramin'ny 722 tal. J.K. Mpanjakan'i Babilona koa izy. I Teglat Falasara III na... |
i Babilônia. Matetika i Babilônia no mifanandrina amin' ny fanjakan' i Asiria ao avaratra sy amin' i Elama ao atsiananana ao amin' ny misy an' i Iràna... |
ny taonjato faha-2 taor. J.K. izany tantara izany nefa misy zava-pantatra ihany talohan' io fari-potoana io. Somera Kaldea Akady Babilôna Asiria Persia... |
amin'i Asiria izay fanjakana lehibe nifehy azy ireo. Niafara tamin'ny faharesen'i Siria sy i Israely izany ady izany noho ny nanampian'i Asiria an'i Ahaza... |
na dia teo aza ny fikambanany tamin' i Egipta mba hanohitra ny herin' i Asiria. Taorian' io dia niverina ny fahefan' ny Asiriana tamin' ny Jodà ka nampandoaviny... |
ity mpanjaka ity. Nila fanampiana amin' i Teglata-Falasara mpanjakan' i Asiria i Ahaza ka nahazo izany nefa nanome an' i Teglata-Falasara ny volamena tao... |
Teglata-Falasara III (mpanjakan' i Asiria), i Salmanatsara V (mpanjakan' i Asiria), i Senakeriba (mpanjakan' i Asiria), i Ratsona (mpanjakan' i Arama-Damaskôsy)... |
hebreo ao amin' ny Baiboly hoe כשדים / Kaśdim sy amin' ny endrika aramaika hoe ܟܠܕܘ / Kaldo io teny io. Mesôpôtamia Somera Akady Babilona Asiria Persia... |
sy ny Filazantsaran'i Matio dia vehivavy moabita i Rota razamben'ny mpaniaka Davida sy i Jesosy. Amôna Asiria Arama Edôma Fenisia Filistia Israely Jodà... |
Mesôpôtamia (tao Babilônia) sy ny fiteny asiriana tao amin' ny tapany avaratra (Asiria). Nandritra ireo taonjato faramparany nisian' ny fiteny akadiana dia nihavitsy... |
fiteny semitika, sampan' ny fiteny akadiana, notenenina sy nosoratana tao Asiria tamin' ny Andro Taloha sady fantatra noho ny fisian' ny soratra be dia be... |
antenantenan' ny taonjato faha-6 tal. J.K. Taty aoriana dia nifangaro tao amin' ireo foko arabo ny Amônita. Asiria Arama Edoma Fenisia Filistia Israely Jodà... |
matanjaka hafa ao Atsinanana Afovoany izany, toa an' i Egipta sy i Mitany ary i Asiria. Ny tantara sy ny sivilizasionan' ny Hitita dia naverin' ireo mpikaroka... |
ambany fanaraha-mason’i Asiria i Joda tamin’ny fotoan’ny mpanjaka tsy nivavaka, dia i Manase sy i Amona. Nihanalemy anefa i Asiria ka nisy ny tsirim-panantenana... |