Valim-pikarohana ho an'ny « Aleksandra Lehibe » — Wiki Aleksandra Lehibe
Hamorona ny pejy "Aleksandra+Lehibe" eto amin'ity wiki ity! Jereo koa ny valim-pikarohana hita.
I Aleksandra Lehibe dia mpitari-tafika makedôniana sady mpanao tetikady mahay izay afaka nanafika sy naka tany midadasika tao anaty fotoana fohy avy any... |
sady mpitari-tafika tamin'ny nanjakan'i Dariosy III. Rehefa resin'i Aleksandra Lehibe i Dariosy III ka tamin'ny taona 330 tal. J.K. nandositra dia nivadika... |
Dariôsy III dia nitarika ny tafika persiana hiatrika ny tafik' i Aleksandra Lehibe, mpanjakan' i Makedônia. Resin' ny Makedôniana ny tafika persiana... |
nandritra ny vanim-potoana grika. Naorin’i Ptolémée I Soter, naman’i Aleksandra Lehibe izy io tamin’ny 305 T.K., ary naharitra hatramin’ny nahafatesan’i... |
Kirôsy Lehibe no nahatraran' ny Empira Persiana ny fara atampon' ny tanjany, izay tsy nifarana raha tsy tamin' ny nahazoan' i Aleksandra Lehibe azy tamin'... |
sisin-tanin' ny Empira Persiana Akemenida, ary tao amin' ny empmiran' i Aleksandra Lehibe. Mifandray amin' ny Skitiana angamba izy ireo, ka nafangaron' ny mpanoratra... |
kolontsaina grika izay heverina fa nanomboka tamin' ny nanjakan' i Aleksandra Lehibe. Izany endriky ny jodaisma izany no nipoiran' ny vahoaka jiosy atao... |
i Filipo II, rain4 i Aleksandra, tao Kerônea tamin' ny taona 338 tal. J.K. sy ny fandresen' i Aleksandra dia kihon-dalana lehibe teo amin' ny tantara... |
izay atao hoe Ptôlemaiôsy I Sôtera, dia jeneraly makedônianan' i Aleksandra Lehibe sady iray amin' ireo zanaka afaka mandimby ny mpanjaka (atao hoe διάδοχος... |
I Aleksandra avy any Aleksandria na Masindahy Aleksandra, izay patriarkan' i Aleksandria teo anelanelan' ny taona 313 sy 326 (na 328), dia teraka tamin'... |
II); i Mariamna Hasmoneana (na Mariamna I), renin'i Aristôbola IV sy Aleksandra; i Mariamna II, renin'i Herôda Bôetosy (na Herôda II); i Maltake, renin'i... |
avaratra-andrefan’ i Persepôlisy, no misy ny fasan’ ny mpanjaka akemenida. Noravann' i Aleksandra Lehibe sy nodorany i Persepôlisy tamin’ ny taona 330 tal. J.K.... |
i Babilôna. Azon' i Aleksandra Lehibe i Babilôna tamin' ny taona 330 tal. J.K. Nikasa ny hanamboatra indray ny tanàna i Aleksandra mba hataony renivohitry... |
izay nanomboka tamin' ny taona 323 tal. J.K., daty nahafatesan' i Aleksandra Lehibe, hatramin' ny ady tao Aktioma tamin' ny taona 30/31 tal. J.K., daty... |
Egipta. Tamin'ny taona 2010 dia nisy mponina miisa 4 300 000 tao. I Aleksandra Lehibe no nanorina azy tamin'ny taona 3231 tal. J.K. Tamin'ny Andro Taloha... |
i Rosia no rainy. Ny vadiny dia Aleksandra Feodorovna. Ny zanany dia Aleksandra II an' i Rosia, ny Diokavavy Lehibe Maria Nikolaevna an' i Rosia, i Olga... |
toeram-pamina amin' ny anara' i Amôna izay nalaza hatrany. Nanontany tao i Aleksandra Lehibe mba hahalala na zanak' i Amôna izy na tsia. Amin' ity Makedôniana... |
K.) tao amin' ireo sisintany andrefana aloha, avy eo notohizan' i Aleksandra Lehibe (taona 336 - 323 tal. J.K.). Nikasa hamono an' i Bagôasy i Arsesy... |
Naorin’ i Seleokôsy I Nikatôra, mpandimby an’ i Aleksandra Lehibe io tanàna io, ka vetivety dia lasa tanàna lehibe sy foibe ara-barotra tena tsy azo lalovana... |
(jeneraly) niaraka tamin' i Aleksandra Lehibe izy izay nahazo anjara tamin' ny fizaràna ny faritra nanjakan' i Aleksandra tamin' ny taona 321 tal. J.K... |