Tovalo

I Tovalo dia firenena sy vondronosy any Pôlineziana, any amin' ny faritra andrefana amin' ny Ranomasimbe Pasifika Atsimo, ao atsimon' ny Fehibe, 699 km atsimo-atsimo-atsinanan' ny nosin’ i Arorae, ny atsimo indrindra amin' ireo nosy Gilbert (Kiribaty), ary 856 km avaratr' i Vanua Levu, any amin’ ireo nosy Fijy.

Nahaleo tena izy nanomboka tamin’ ny taona 1978.

Tovalo
Sainan' i Tovalo
Tovalo
I Tovalo ao amin' ny Bolantany

Atao amin’ ny teny tovaloana sy amin' ny teny anglisy hoe Tuvalu izy, izay fantatra amin' ny anarana hoe Nosy Ellice tany aloha.

Izy io dia vondronosy misy nosy sivy izay misy mponina avokoa. I Vaiaku no tanàna lehibe indrindra, izay ao Fongafale eo amin' ny nosy Funafuti izay mirefy 12 km. Ny toerana be sakany indrindra amin' ilay nosy, izay misy ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena ahitana lalam-piaramanidina mirefy 1 500 m eo ho eo, dia manodidina ny 400 m. Ao no misy ny antsasaky ny mponina ao amin' ilay firenena.

Jereo koa

Tags:

FehibeFijyKiribatyPôlineziaRanomasimbe PasifikaVondronosy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AndrianampoinimerinaAfrika AfovoanyFanahyDiôsezin' AmbatondrazakaNina HartleyMatoan-kevitraTorimasoFilazantsara araka an' i MarkaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)IrànaAndriamangariraFangitra ara-jeografiaJean-Joseph RabeariveloBokin' i RotaAljeriaBaiboly amin' ny teny malagasyFiteny bolgarianaToetanin-jana-pehin-tanyPastoraIsraelyAziaOmbyEskatôlôjiaKrôasiaFiteny bezanozanoFiteny espaniôlaFiteny araboFanambaràna ny hevitry ny nofyAndy WarholWikiFototenyKansasFanjakana MitambatraHasina (zavamaniry)Martin LoteraPôlôniaFitsipi-pitenenanaLalànaMatoantenyAterinetoJerosalemaRevôlisiôna Iraniana7 AprilyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraFiteny betsimisarakaPaska6 NovambraAdizaozaFiainana mandrakizayEpistily ho an' ny RômanaHasina (hery tsy hita maso)Jônà (mpaminany)Fiangonana Loterana MalagasyLitorjiaMosavy (finoana malagasy)AkohoFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFihavananaAdy Lehibe FaharoaAurangzebEpistily ho an' ny FilipianaDanemarkaGeorges AndriamanantenaJames A. WestonFianarana ny fanatontoloanaFady (malagasy)BealananaFindayFomba fanamboarana toaka gasyAlahamady1 Martsa🡆 More