Haitsikerafiteny

Ny haitsikerafiteny na haiteny dia ny fandinihana ny fitenin' ny olombelona.

Izay no mampiavaka azy amin' ny fitsipi-pitenenana izay mamisavisa ny fomba fiasan' ny fiteny iray. Ny mpahaitsikerafiteny (na mpahay teny) voalohany dia ny indianina Panini izay nanoratra ny boky hoe Ashtadhyayi izay lahatsoratra mikasika ny fandinihana ny fiteny sanskrity.

Ireto ny sasany amin' ny mpahaiteny malaza: André Martinet

  • Antoine Culioli
  • August Schleicher
  • Edward Sapir
  • Ferdinand de Saussure
  • Gustave Guillaume
  • Henriette Walter
  • Jacob Grimm
  • Jean-Marie Klinkenberg
  • Johannes Schmidt
  • Karl Verner
  • Leonard Bloomfield
  • Lucien Tesnière
  • Noam Chomsky
  • Panini
  • Roman Jakobson
  • Umberto Eco
  • Zellig Harris

Jereo koa

Tags:

Fiteny sanskrityFitsipi-pitenenanaMpahay tenyPāṇini

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

EtiôpiaTetiandroAntandroyPaska jiosySalamon' i SalômônaRadama VoalohanyFiteny sanskrityRanoLambamena19 AogositraForyTrimôrfika PrôtenôiaRanomasina MaintyTestamenta TalohaFHasina (hery tsy hita maso)Abbas Ibn Firnas2005Ny Avana RamanantoaninaKônsily Vatikàna IIFamelabelarana faharoa ny amin' ny Seta LehibeSamôaSabelio29 JanoaryRepoblika MalagasyBlaogyMpisolo manontanyFifohazam-panahy lehibeLovantsofinaMozikaVavaka dimy fanao isan' andro (silamo)24 MeyLitoaniaZanamalataPaiso (voany)VirjiniaAbraham TrembleyDistrika eto MadagasikaraFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraBatisaEtazoniaTorovintanaFaraoWuhanNizeriàFanahy MasinaEôna (gnôstisisma)Fiteny neerlandeyPôlitika eto MadagasikaraFiteny malaiô-pôlinezianaRSSAnolakaMayotteIaldabaôtaFiteny soedoàLinus PaulingEdmund BurkeDistrikan' i SambavaMulbagalThomas BevanGoogleMississipi (renirano)Fisoronana sy fanalana vintanaRuhollah KhomeiniHerinaratraFiteny antefasyRosedale, MississippiFiainana ara-panahyParashaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô1993(104249) 2000 EQ136🡆 More