Trondro

Ny trondro dia karazana hazandrano rakotra kira, ary ny fivoy no hihetsehany ao anaty rano, biby manan-taolan-damosina velona anaty rano ary miaina amin' ny alalan' ny sagoaga.

Izy ireo dia velona nanomboka tamin' ny tenatenan' ny fotoana faha-kambrianina. Manana ra mangatsiaka ny ankamaroan' ny kazaran-trondro.

Trondro
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka biby ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Trondro
Trondro

"Karazana hazandrano somary fisapisaka, ny tenany rakotra kira masaisay ary manam-pitaovana ahafahany mihetsika ao anaty rano: vombony iray ao an-damosiny, fivoy milaha-droa eo ambany tratrany sy ambany kibony, fivoy iray indray ao am-poto-kibony, ary ny rambony, izay mikapoka miankavia sy miankavanana rehefa mitsoriaka izy; misy karazany roa ny trondro: ny trondron-dranomamy sy ny trondron-dranomasina; manatody ny trondro amin' ny fararano, izay foy amin' ny voalohandohan' ny ririnina. Anisan' ny tsara sy matsiro ny trondro; laokandrano, laoka".

Matetika afangaron' ny olona ny hevitry ny teny hoe trondro sy hazandrano, nefa ny hoe hazandrano dia "anarana iraisan' ny biby fanjono".

Karazan-trondro

Trondro:

Loharano sy fanamarihana

Tags:

BibyHazandranoRanoSagoaga

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny siriakaAntemoroFandraisanaVolgataRanavalona IIIFanavakavaham-bolon-koditraSokyAl-BiruniVanim-potoana kristianaTranombakokaMôralyMozilla FirefoxBokyKabary tera-baoSekolyVintana (finoan-drazana malagasy)1927Lloyd KaufmanBootjack, KaliforniaLozan' ny fananana iombonanaRalaimongo JeanHasina (zavamaniry)EspainaVolana (fotoana)Sivilizasiona mikenianaAndrea ArnoldRepoblika Fahefatra (Madagasikara)9 MartsaVikingy (vahoaka)SaryRômaKônfesyFitsapan-kevi-bahoakaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaVolamenaMaoritaniaKharg (nosy)Tantaran' i MadagasikaraFaraoFahefana mpanatanterakaLatakiaAlahamadyTononkira FanaperanaÔksizenina410Fady (malagasy)FilazantsaraMôsikaoFamadihanaSaonjoJiosySinaWikipediaEzekielaAdijadyPenguinSimiaPersiaLisitry ny filohan' i MadagasikaraZhuge LiangRepoblika Demôkratika MalagasyAntandroy1960Abkazia2003Hajjiabad, HormozganFahasalamanaFiteny anglisyOnjan-drano6121942Pôlitika eto Madagasikara🡆 More