Fiteny Danoà: Fiteny

Ny fiteny danoà dia fiteny jermanika tenenin' ny Danoà indrindra ao Danemarka.

Io no fiteny ôfisialin' i Danemarka sy ny Nosy Ferôe (izay mitovy sata amin' ny fiteny ferôiana), sady fiteny ôfisialin' ny Vondrona Eorôpeana. Ny mpiteny nôrveziana dia afaka mahazo ny tian' ny mpiteny danoà sy soedoà holazaina sady ampianarina ho fiteny faharoa io fiteny io any Islandy izay niankina tamin' i Danemarka taloha.

Jereo koa

Fiteny jermanika be mpiteny

Tags:

DanemarkaFiteny jermanikaIslandyVondrona Eorôpeana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AntambaFaingo mihantonaDoazonRahonaAnjelyKalifata AbasidaMontevideoCantinFiteny espaniôlaPaoly (apôstôly)Lalan-jazaFirenenaAlan BallKabaryVoayISO 3166-1Henan'ombyClissonSkopjeAdaoro1536Sariela1805Filazantsara araka an' i JoanyRanomasina MatyBaiboly katôlikaOndrilahy (fanandroana)Fiaran' ny FanekenaJese (rain' i Davida)Ralaimongo JeanEtikaOhabolanaAlaniaIsmaelaDmitri Medvedev50 CentNjakatianaMichael JacksonAzerbaijànaFiteny frantsayCulètreSolesmes, NordAviréTorontoHasimpeoFisoronana sy fanalana vintanaFanekem-pinoana apôstôlikaHasina (zavamaniry)Eoin HandFiteny okrainianaAdy an-tranoWuhanRSSAsaAljeriaFiteny newariBokin' ny mpaminany (Baiboly)Asan'ny fiangonanaAzazela1820Fiteny antesakaFanekem-pinoanaElon MuskSeranan-tsamboYokohamaAbbas JamalipourJohn T. ThompsonAndriamasinavalona1917Virijiny (fanandroana)🡆 More