Paraky

Ny paraky dia vokatra azo avy amin' ny fanodinana ny ravim-paraky ka atao fifoka sy fihinana noho izy manana hery manaitaitra ny atidoha.

Misiho amin' ny endrika sigara na paraky kisoka sy ny hafa koa ny fankafizana azy. Ny paraky dia tena miteraka fiankinan-doha ary ny fihinanana azy dia miteraka fahafatesana efa ho 6 tapitrisa isan-taona maneran-tany, ny 600 000 amin' ireo dia tsy mpifoka sigara fa mahafoka tsy nahy ny paraky fohin' ny sasany. Aretina maro no mifandray amin' ny fifohana sigara: aretin' ny fo sy homamiadana, sns.

Paraky
Fitahirizana paraky ao amin' ny Stockage du tabac dans la Tabacalera del Oriente, Tarapoto, Pero.

Tags:

Paraky (zavamaniry)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AurangzebFiteny hebreoArjentinaBolgariaApôstôly roa ambin' ny foloFampihorohoroana1737AndrianampoinimerinaAndrianaZanabintanaAmerika AtsimoFitsapan-kevi-bahoakaDidy Folo800FanjanahantanyTononkalo1974MerinaBatisaAostraliaFiteny japôneyKameronaAntankaranaFanahy MasinaFamoronana (finoana sy fedrà)Havatsa-UPEMKataraAbidy grikaMatyZakaHasanabad, ReyHosodokoMohamadyTrondroSoisaLozan' ny fananana iombonanaTantaran' i MadagasikaraFisoronana sy fanalana vintana1960PaskaVolahavana GermaineFiteny frisianaAndron'ny TanyFanambaràna ny hevitry ny nofyKabary am-panambadianaFahaleovantenaMôsikao21 MeyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôRômaFambolenaRepoblika Demokratika MalagasyKharg (nosy)16 JolayAdizaozaTranombakokaLisitr' ireo mpanjaka merinaToetanin-jana-pehin-tanyMosesy MaimonidaFifohazana (kristianisma malagasy)KalsiômaFloridaMetafizikaFivavahana amin'ny razanaSeha-pihariana faharoaISO 42171603FitampohaAndôraMozikaFandriam-pahalemana🡆 More