Mpandrindra Milina

Ny mpandrindra milina azo afohezina ho SE na OS (amin'ny teny frantsay sy amin'ny teny anglisy) na koa rafitra fikirakirana dia karazana rindrankajy iray mandrindra ny solosaina ary ahafahan'ny rindrankajy madinika handeha.

Izy io dia karazana tetezana ahafahan'ny rindrankajy (software) mampiasa ny fitaovana (hardware).

Mpandrindra Milina
Ubuntu
Mpandrindra Milina
Mpandrindra milina ary rindrankajy miasa aminy

Ny mpandrindra milina, ankoatra ny izy tetezana anelanelan'ny rindrankajy sy ny fitaovana, dia manamora ny fampiasana ny fitaovana ary manao ny tao rehetra mba hanakely ny zava-diso mety hisy (fanasarahana ny zava-diso, fahatantesana ny fahasimbana) ary ny antoka informatika.

Ny mpandrindra milina dia mety handrindra ny fampiasana ny prosesaoro (processeur), manome ny anjaram-potoan'ny processus, anjaran-tahiriny ao amin'ny tahiry (memoire) sy/na ao amin'ny kapila fitehirizana sns. ; ny processus dia voalahatra ao amin'ny kapila fitehirizana amin'ny alàlan'ny famoronana rakitra (fichier) mitondra tovan-drakitra mahasamihafa azy amin'ny karazan-drakitra hafa. Ny rakitra moa dia mety lahatsoratra nampidirina tamin'ny alàlan'ny klavie, sary nampidirina avy amin'ny skanera, na natao tamin'ny voalavo (souris).

Ny mpandrindra milina koa dia mety milaza ny zavatra tokony aseho eo amin'ny efa-joro (écran) amin'ny alàlan'ny baikony ao amin'ny olik'aratra voarafitra ho an'ny fanehoana sary azo lazaina koa hoe carte graphique amin'ny teny frantsay.


Ny mpandrindra milina dia matetika varotana miaraka amin'ny fitaovana informatika. Rindrankajy maro samihafa no varotana miaraka amin'ny mpandrindra milina . Ahafahan'ny mpampiasa mandahatra ny paramtatra fandaharana (paramètres de configuration) an'ny mpandrindra milina ny rindrankazy, na manao tao tsotra toy ny manova rakitra.

Ny mpandridra milina voalohany dia noforonina tamin'ny 1960. Tamin'ny 2010, ny mpandrindra milina malaza indrindra dia Unix (ao koa Mac OS sy Linux) ary Windows, ny Windows dia ao amin'ny ankabeazan'ny solosaina ; 90%n'ny solosaina personaly misy eto an-tany ankehitriny dia manana mpandrindra milina Windows, kanefa 50%n'ny lohamilina misy eto an-tany no manana ny mpandrindra milina Unix.

Karazana mpandrindra milina

Mahatanteraka asa tokana ary mahatanteraka asa maro

Iasam-pampiasa iray na iasam-pampiasa maro

Mpandrindra milina maro

Tantara

Karazana mpandrindra milina

Mpanorina

Mpandrindra milina amin'ny fotoana katroka

Fanoratana mpandrindra milina ho fialam-boly

Fahasamihafan'ny mpandrindra milina ary fahafaha-mampiasa amin'ny milina maro

Anjaran-tsena

Fizaran'ny rafitra fikirakirana ambony milina novarotana tamin'ny 2013
Mpandrindra milina 2012 (Tapitrisan-tsinga) 2013 (Tapitrisan-tsinga)
Android 504 878
Windows 346 328
iOS/Mac OS 214 267
BlackBerry 35 24
Hafa 1.117 803
Manontolo 2.216 2.300

Vangio koa

Tags:

Mpandrindra Milina Karazana mpandrindra milinaMpandrindra Milina TantaraMpandrindra Milina Karazana mpandrindra milinaMpandrindra Milina MpanorinaMpandrindra Milina Mpandrindra milina aminny fotoana katrokaMpandrindra Milina Fanoratana mpandrindra milina ho fialam-bolyMpandrindra Milina Fahasamihafanny mpandrindra milina ary fahafaha-mampiasa aminny milina maroMpandrindra Milina Anjaran-tsenaMpandrindra Milina Vangio koaMpandrindra MilinaRindrankajyTeny anglisyTeny frantsay

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Evanjelin' i BarnabàAljeriaIowaFanahy Masina (kristianisma)AurangzebFitenim-paritra malagasyFaritra eto MadagasikaraFiteny tsôkotaoFivavahan-drazana afrikanaWikipediaArintany mahazatraFoko folo veryAbidyRadama VoalohanyFoko eto MadagasikaraAntalaotraApôkalipsy gnôstikan' i Petera13 desambra 1991AnganoShikohabadBoky voalohan' ny MakabeoFiteny tsovasaBokin' i HenôkaTiffany MynxKristianisma eto MadagasikaraAlahamadibeFisoronana sy fanalana vintanaAndriamanitra (ankapobeny)Fanekem-pinoanaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraAhidamboSiansaOhabolanaGovernemantaFilôzôfiaBaibolyVolana (fotoana)HShiqiEvanjely miafin' i JoanyMadagasikaraBritaina LehibeDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)1971FatranaFiteny tatara krimeanaWashington D.C.ZafisoroRatsimilahoOlombelonaAntsirananaTsindrimandry (fivavahana)FahaterahanaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaTolom-bahoaka tamin' ny 1947Faritra DianaBareinaSilamoFitiavanaBaiboly amin' ny teny malagasyArdeshir IraniSikidy malagasySun Yat-senAbdellatif FellainiAristôtyWikimaniaBaskin-RobbinsWayback MachineApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyFiteny tamilyRepoblika Fahefatra (Madagasikara)🡆 More