Ny eseky dia lalao ilalaovan'olon-droa.
Izy io dia lalaovina ambony baoritra miefamira ahitana efamira roa loko miisa 64. Enina ambin'ny folo no isan'ny piesy azon'ny mpilalao roa lalaovina eny am-piandohan'ny lalao. Ny tanjon'ny mpilalao dia manao esekimaty ny mpiara-milalao.
Mandritry ny lalao dia mifandimby manisaka piesy eo amin'ny baoritra ireo mpilalao roa ireo. Ny mpilalao atao hoe «fotsy» izay manana piesy manana loko mazava no manomboka ny lalao. Ny mpilalao mifanohitra azy dia ny mpillao «mainty» izay afaka manisaka ny piesy manana loko maizimaizina.
Lalao malaza erak'izao tontolo izao ny eseky ary matetika lalaovina amin'ny fifaninanana eseky. Fialam-bolim-pirenena ao Rosia io lalao io.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Eseky, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.