Fanomboana An' I Jesoa

Ny fanomboana an' i Jesoa tamin' ny hazo fijaliana, araka ny Testamenta Vaovao ao amin' ny Baiboly kristiana, dia endriky ny fanamelohana an' i Jesoa na Jesosy izay nofantsihina mihantona amin' ny hazo fijaliana, araka ny fitsarana nataon' i Pontio Pilato (taona 26 -- 36) azy noho ny fiampangan' ny Jiosy (na Jody) azy ho niteny ratsy an' Andriamanitra.

Anisan' ny fitantarana ny Fijaliana (na Fiaretana na Pasiona) ny hasin-dahatsoratra (na perikôpa) momba ny fisamborana sy ny fitsarana sy ny filanjana ny hazo fijaliana ary ny fanomboana an' i Jesoa. Ny andalan-dahatsoratra momba ny fanomboana an' i Jesoa amin' ny hazo fijaliana dia anisan' ny fototry ny fivavahana kristiana.

Fanomboana An' I Jesoa
Kalvary, sary nataon' i Paolo Veronese tamin' ny taonjato faha-16.

Jereo koa

Tags:

BaibolyBlasfemiaFijalian' i JesoaFivavahana kristianaHazo fijalianaJesoaJiosyPontio PilatoTestamenta Vaovao

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SinaLimaAntambahoakaAndron'ny TanyHavatsa-UPEMAzerbaijànaPenguinKabary tera-baoOzbekistànaJesoaMicrosoft WindowsFanekem-pinoana nikeanaEveka19971190Fitiavana1431Fanekem-pinoana apôstôlikaApôlinariôsy avy any LaôdikeaMontanaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraMatoatoaPôlinezia FrantsayBaiboly katôlikaBaraGoogleAntom-pisian'ny olona1744Abbasabad, MazandaranJean NarivonyMandravasarotraTsipi-panohizanaFirenena MikambanaLloyd Kaufman1970Rôma TalohaBirikyFitsipi-pitenenanaFiraisana ara-nofoSokyFitsapan-kevi-bahoakaIsraelyMpandrindra milinaKodiaranaPer Brinch HansenBetsileoFirenenaMianmaraLalan-jazaMôralyMpanao gazetyAhidamboFanjanahantanyFiteny araboFiteny frantsayEpistily ho an' ny RômanaTeôlôjia dôgmatikaDavid N'GogToetanin-jana-pehin-tanyTantaran' i AlemainaTesalônikaTaom-baovao malagasyFamadihanaSampan-tenyFanambaràna ny hevitry ny nofySodànaEglizy katôlika rômanina🡆 More