Talata

Ny Talata dia andro faharoa ao amin' ny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany, fa andro fahatelo kosa raha ny Alahady ny andro voalohany.

Amin' ny Malagasy manaja ny nentin-drazana dia andro fahenina izy raha manomboka amin' ny Alakamisy ny herinandro.

Fiforonan-teny

Ny teny malagasy hoe Talata na Atalata dia avy amin' ny teny arabo hoe الثلاثاء / ath-thulathā’.izay midika hoe "ny telo" na "ny fahatelo".

Ny Talata eo amin' ny kolontsaina malagasy

Ny finoan-drazana malagasy momba ny andro Talata

Andro natokana hivoahan' ny Andriana sy fananterana ny zavatr' andriana ny andro Talata. Io no tsara hivoahan' ny tafika fa tsy ny Alatsinainy. Tsy azo atao ny mamangy manjò amin' ny Talata.

Ohabolana momba ny andro Talata

  • Basy tapaka talata: tsy ananan-tsininy.

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Talata Fiforonan-tenyTalata Ny eo amin ny kolontsaina malagasyTalata Jereo koaTalata Loharano sy fanamarihanaTalataAlahadyAlakamisyAlatsinainyAndroHerinandroMalagasy (vahoaka)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bara410Lalàna1960UFitiavanaApôlinarismaJean NarivonyTantara1945Sivilizasiona mikenianaAljeriaRômaPoaceaeLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyAlemainaFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaOtrikaretinaZanabintanaAntom-pisian'ny olonaPaoly (apôstôly)MarovatoSikidy malagasyRivodozaFivavahana amin'ny razanaBolgariaMahabad, IsfahanLavarsForyVikingy (vahoaka)JiosyLimaFifohazana AnkaramalazaAveloMalagasy (vahoaka)Foko eto MadagasikaraDidy FoloTononkalo2006JerosalemaMatoanteny21 MeyRAterinetoAlakaosySaryQasr-e QandTrombaTetiandroRanavalona IILouis-Claude VincentTantaran' i AlemainaFamoranaBootjack, KaliforniaAnaranaTestamenta VaovaoKabary famangianaMusianJerosalema AndrefanaPelikanaHosodokoFanahy Masina (kristianisma)Fitsapan-kevi-bahoakaRepoblika MalagasyMozika24 FebroaryBezanozanoFiteny araboSampan-tenyAlakamisy AnativatoNy Avana Ramanantoanina🡆 More