Evanjely

Valim-pikarohana ho an'ny « Evanjely » — Wiki Evanjely

Misy pejy mitondra anarana « Evanjely » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Filazantsara (fihodinana avy amin'i Evanjely)
    Ny Filazantsara na Evanjely na Vaovao Mahafaly dia fitambaran' ny boky efatra (Matio, Marka, Lioka, Joany (na Jaona)) hita ao amin' ny Testamenta Vaovao...
  • Ny Evanjely armenianan' ny Fahazazana dia evanjely apôkrifa voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan' ny taonjato faha-6, izay mitantara...
  • Ny Evanjely hebreon' i Matio na Dikan-teny rabinikan' i Matio dia dikan-tenin' ny Evanjely araka an'i Matio izay nosoratan' ny Raby tamin' ny teny hebreo...
  • Filazantsara apôkrifa (fihodinana avy amin'i Evanjely apokrifa)
    Filazantsara apôkrifa na Evanjely apôkrifa no ilazana ireo boky mitondra ny anarana hoe "filazantsara" na "evanjely" nefa tsy voaray ko kanôna ao amin'...
  • Vignette pour Joany mpanoratra evanjely sy epistily ary apôkalipsy
    ny boky dimy ao amin'ny Testamenta Vaovao ao amin'ny Baiboly, dia: ny Evanjely nosoratan' i Joany (na Filazantsara nosoratan' i Jaona), ny Taratasy voalohany...
  • Ny Evanjely arabon' ny Fahazazana izay fantatra ihany koa amin' ny anarana hoe Evanjely siriakan' ny Fahazazana na Fiainan' i Jesoa amin' ny teny arabo...
  • Vignette pour Filazantsara araka an' i Joany
    Ny Filazantsara araka an' i Joany, na Evanjely araka an' i Masindahy Joany na Vaovao Mahafaly araka an' i Masindahy Joany na Filazantsara araka an' i Jaona...
  • Ny evanjely jodeô-kristiana dia ireo evanjely nampiasaina tamin' ireo taonjato voalohany tao amin' ny fianakaviambe kristiana manam-piaviana jiosy. Nanjavona...
  • Vignette pour Filazantsara araka an' i Lioka
    Vaovao Mahafaly araka an' i Lioka, na Evanjely araka an' i Masindahy Lioka dia fahatelo amin' ny Filazantsara na Evanjely ao amin' ny Testamenta Vaovao ao...
  • Vignette pour Fanoharana ao amin' ny Evanjely
    Ny fanoharana ao amin' ny Evanjely na fanoharana ao amin' ny Filazantsara dia tantara anoharan-javatra nataon' i Jesoa izay manolotra fampianarana ara-pitondran-tena...
  • Vignette pour Evanjelin' i Filipo
    Ny Evanjelin' i Filipo na Filazantsaran' i Filipo dia evanjely gnôstika izay nosoratana tokony tamin' ny taonjato faha-4. Hita tao amin' ny tranombokin'...
  • Filazantsara sinôptika na Evanjely sinôptika na Vaovao Mahafaly sinôptika no ilazana ireo filazantsara telo voalohany ao amin' ny Baiboly, dia ny Filazantsara...
  • Nikôdemo, na Filazantsaran' i Nikôdemôsy, na Asan' i Pilato dia anaran' ny evanjely apôkrifa nosoratana amin' ny teny grika tamin' ny taonjato faha-4. Ao amin'...
  • Ny Evanjelin' ny Nazareana dia evanjely tsy fantatra na nisy na tsy nisy marina fa ara-petra-kevitra nataon' ireo manam-pahaizana sasany avy amin' ireo...
  • Vignette pour Lioka
    Lioka dia ilay olona ataon' ny lovantsofina kristiana fa nanoratra ny Evanjely mitondra ny anarany. Mpitsabo no asany. Izy koa no heverina ho nanoratra...
  • Evanjelin' ny Ebiônita na Filazantsaran' ny Ebiônita dia anarana iantsoana ny evanjely (na filazantsara) jodeô-kristiana nampiasain' ireo atao hoe Ebiônita. Ankehitriny...
  • Vignette pour Joany (evanjelista)
    I Joany na Jaona evanjelista, izany hoe ilay nanoratra evanjely na filazantsara, dia heverina ho ilay "mpianatra tian' i Jesoa indrindra", isan' ny [Apôstôly...
  • Vignette pour Evanjelin' ny Fahazazana araka an' i Tômasy
    izay voasoratra tamin' ny vanim-potoana mitovy amin' ny nanoratana ireo Evanjely kanônika sady tsy misy ifandraisany amin' ity fitantarana ny fahazazan'...
  • Vignette pour Filazantsara araka an' i Matio
    Fanjakan' ny Lanitra no ivon' ny fampianaran' i Jesoa na Jesosy ao amin' ity evanjely ity, izay hamafisin' ny fiantsoana an' i Jesoa ho "Zanak' i Davida". I...
  • Vignette pour Fahagagana nataon' i Jesoa
    na Jesosy araka ny Testamenta Vaovao. Araka ny voasoratra ao amin' ny evanjely kanônika na filazantsara kanônika dia nanao fahagagana i Jesoa ka nitana...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MadagasikaraAnglikanismaRazana (finoana malagasy)Fiangonana Jesosy MamonjyAchunFivavahana abrahamikaGugnécourtAbaré1949Vintana (finoan-drazana malagasy)KingstonLisitry ny filohan' i MadagasikaraArphyBatmanHuai'anFivavahana31 MartsaTorkmenistànaAndrianaSelaAlaska1745Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaTestamenta TalohaFivavahan-drazana malagasyJames VI and IFiteny indô-eorôpeaninaLisitry ny zavatra madinidinika 44001-45000FamakafakanaWordPressEpistilin' i PaolyWayback MachineLake Wynonah, PennsylvaniaCocoa Beach, FloridaVlorë1941TorontoRepoblika Demokratika MalagasyJinyPentekôstaFanomboana an' i Jesoa2005Fitiavan-tanindrazanaFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2010TantaraLichingaVoltaire1754CourbevoieSampy (malagasy)Repoblika Entim-Bahoakan' i SinaAntemoroDerek JeterLa Jonchère-Saint-MauriceFanagasianaFahavaratraWikibolanaFiteny (heviny mivelatra)5 DesambraDavid CameronApôkalipsin' i JoanyMenalambaAnaranaFanandroana malagasyLisitry ny zavatra madinidinika 5001-6000Lalan-jaza26 OktobraSeranam-piaramanidin'i London HeathrowFitampohaKalam🡆 More