Zanatsoratra

Ny zanatsoratra dia litera ao amin'ny abidy izay noforonina mba hanoratana ny zanapeo.

Ny renifeo, izay litera noforonina hanoratana ny renifeo, no mifanohitra sy mifameno aminy. Tsy ny abidy rehetra akory no ahitana fanavahana ny renisoratra amin'ny zanatsoratra satria misy ireo abidy atao hoe abjady izay tsy manana afa-tsy renisoratra ka ohatra amin'izany ny abidy hebreo sy ny abidy arabo.

Ao amin'ireo abjady dia misy ny renisoratra lasa ampiasaina hanoratana zanapeo ka asolo zanatsoratra, isan'izany ohara ny renisoratra hebreo Alef (א) izay anoratana ny zanapeo /a/ amin'ny teny sasany. Izany no atao hoe "reni-vakiteny" (latina: mater lectionis). Amin'ny abjady hebereo, mba hahamora ny famakian-teny dia noforonina ny atao hoe "nikoda" (hebreo: נִיקוּד / nikkud), izay soratra miendri-teboka na tsipika fohy dia fohy, mba hahamora ny famantarana ny zanapeo tokony ho heno ao amin'ireo teny tsy soratana afa-tsy amin'ny renisoratra ireo.

Jereo koa

Tags:

AbidyAbidy araboAbidy hebreoAbjadyLiteraRenifeo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FirenenaRy Tanindrazanay malala ôFilôzôfiaSokajin-tenyAdaoroTetiandroBatisaMalagasy (vahoaka)Famoronana (finoana sy fedrà)1953Fiteny samôrôFrantsa1974MohamadyFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaVoronaTantara2006HiragasyAmbiroaRabatFiteny malagasyFiteny romantsaFanahin' ny vatana1927Loza folo tao EgiptaRano2016Fitampoha1960Asa AkiraTetiandro malagasyHarin-karena faobeFivavahana1888AlakaosyLisitry ny filohan' i MadagasikaraRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Repoblika Demôkratika MalagasyAndrea ArnoldAntandroyFehezantenyFiteny grikaFiangonana Loterana MalagasyRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fisoronana sy fanalana vintanaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraQotbabadNy Avana RamanantoaninaRaki-pahalalanaBetsileoMpisolo (fitsipiteny)Fifandraisan-davitraFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraAlahamadyMadagasikara zanatany frantsayTestamenta VaovaoDanemarkaTantaran' i AlemainaLisbonAzôtaISO 4217Fanjakana MitambatraKyivLavarsFinlandyDanilo GallinariPalmdale, KaliforniaMeyMatyEspainaTanzaniaTonizia🡆 More