Zanakandriana

Ny Zanakandriana dia ireo andriana merina azo asandratra ho mpanjaka.

Saika zanaka nateraky ny mpanjaka sy ny mpiray tampo amin' ny mpanjaka izy ireo, ary ireo andriana tian' ny mpanjaka hosokajiana ho Zanakandriana na noho ny hafa-drazana toy ny momba ny Andriandoriamanjaka. Marihina fa ny Zanakandriana dia mahazo manjaka, saingy maro amin' izy ireny no tsy hasandratra ho mpanjaka mihitsy noho ny antony maro, toy ny lalàna mifehy ny fifandimbiasana teo amin' ny fanjakana na noho ny fifandanjan-kery ka lasa anaram-boninahitra fotsiny sisa ny maha mahazo manjaka. Ohatra amin' izany, ny tera-dRadama I sy Rasalimo, na dia Zanakandriana aza dia tsy nahazo nanjaka satria ny lalàm-pifandimbiasana teo amin' ny fanjakan' andriana merina dia milaza fa tsy maintsy Merina ray sy reny vao mahazo manjaka. Toy izany koa, Andrianampoinimerina dia nilaza fa tsy maintsy ny tarana-dRangory sy Ralesoka no manjaka, koa ireo zanak' andriana tsy tafiditra amin' izany dia tsy hanjaka mihintsy. Tato aoriana dia nantsoina koa hoe Printsy na Printsesy ny Zanakandriana. Maro koa ny Zanakandriana no natao ho Andriamasinavalona.

(ny Andriantompokoindrindra sy ny taranak' Andrianjaka ary ny Andriandoriamanjaka).

Jereo koa

Tags:

Andriamasinavalona (foko)AndrianaAndrianampoinimerinaAndriandoriamanjakaMerinaRadama IRasalimo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SarielaArthur RudolphRepoblikaJacques AbardonadoFiteny finoàLoyall, KentuckyDemôkrasiaEsnesMatoanteny mpanampy4 OktobraFrantsaTahirim-Bolan' ny Firenena Mikambana ho an' ny AnkizySaint-Jean-sur-RichelieuTandrok' Osy (fanandroana)Lewis RickinsonAntonio LangellaDarwin, MinnesotaEpistily ho an' ny KôlôsianaPeter StebbingsEpistily faharoa ho an' ny TesalônianaFiteny gbeBootjack, KaliforniaVerrey-sous-DréeEpistilyLewis Weston DillwynAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaVolkanoFahatorontoronina tsy azon-kelokaPedra BonitaAkangaAlahasaty20 AprilyAndriamasinavalona4 JonaNeuville-lès-ThisGabôna7 AprilyMundolsheimMpiambina (anjely)NGC 1090Kabary famangianaSakramentaÔfitaLudwig WittgensteinReneilwe LetsholonyaneAndrés MosqueraFamadihanaManamboloFilazantsara araka an' i Joany8 AogositraAntefasyJyrki Nieminen19 SeptambraMaqbool Fida HusainTorkiaBruyèresDennis PulestonLloyd KaufmanAlex JofféKanonan'ny BaibolyTobilehibeForcelles-Saint-GorgonTetiandro malagasyFivavahan-drazana malagasyLombronSrettha Thavisin(11569) VirgilsmithBaiboly prôtestantaVahid Halilhodžić🡆 More