Tangoron-Tendrombohitra Zagros

I Zagros na Tendrombohitra Zagros (amin' ny teny persana: رشته كوه زاگرس / Reschte-Kuh-e Zāgros; amin' ny teny kiorda: Çîyayên Zagrosê, amin' ny teny lôry: كۆیەل زاگرۥۇس; amin' ny teny tiorka: Zagros Dağları) dia tangoron-tendrombohitra any atsimo-andrefana amin' i Iràna.

Tandavan-tendrombohitra mirazotra maro sarahin’ ny lohasaha sy lemaka no mandrafitra ity tandavan-tendrombohitra ity, ary ny tendrombohitra ao aminy dia manana tampona maranitra maromaro mihoatra ny 3 050 m, ka ny sasany aminy dia rakotra oram-panala mandavan-taona. Ny tendro avo indrindra dia i Zard Kuh (4 548 m), any andrefan’ i Ispahan. Maro amin' ny lohasaha no misy tany lonaka, ka ny fambolena sy fiompiana no anisan' ny asa fivelomana lehibe ataon’ ny mponina any.

Tangoron-Tendrombohitra Zagros
Ny endrik' i Zagros jerena avy eny amin' ny habakabaka

Tags:

Fiteny kordaFiteny lôryFiteny persanaFiteny tiorkaIrànaIspahanLohasahaOram-panalaTandavan-tendrombohitraTangoron-tendrombohitraTany lemakaZard-Kuh

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Asa (mpanjakan' i Jodà)Miora Andrialalaina FlorlysGeorges AndriamanantenaLloyd KaufmanMRirininaAhidamboRoberto VaccaForyBokin' i IsaiaTwitterAdy Lehibe FaharoaVadin' i MohamadyAlahamadyBibyVolamakaVintana (finoan-drazana malagasy)GoavyAziaSihanakaRafitra fitantanana votoatinyLibiaFehezantenyWayback MachineBayer 04 LeverkusenKantoApôkalipsin' i JoanyTantaran' i MadagasikaraAdimizanaBaraAntalaotraPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraJodaismaAdijadyAurangzebTovona (fitsipiteny)VoahangyAdaoroMpiandry tsaraAlakaosyVolamenaAristôtyFanahy (kolontsaina malagasy)AndriantompokoindrindraTontolo iainanaNizeriaApôkalipsy faharoan' i JakôbaMandravasarotraFahafatesanaLahatra (finoana malagasy)WikiaRSSAndrianjakaTranonkalaWellington PointBob KhannaMadagasikaraAkohoFasanaRadama VoalohanyFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraFoko folo veryWikiISO 3166-1Fanahin' ny vatanaBordeauxFanahy MasinaBède le VénérableFizaràn-taonaBaiboly katôlika🡆 More