Yahoo!

Ny Yahoo! Inc (NASDAQ YHOO) dia fikambanana amerikanina manao servisy eo amin'ny internet, Mitantana vavahady web.

Tamin'ny voalohany, annuaire web fotsiny ny Yahoo. Fa ankehitriny, manome servisy andoavana sy tsy andoavam-bola ankehitriny ny Yahoo!, manana mpikaroka tranon-kala imailaka sy hebergement web sy vavahady afa ( gazety ohatra ) izy ankehitriny.

Yahoo!
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka aterineto ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

I David Filo sy Jerry Yang no namorona ny Yahoo tamin'ny Janoary 1994, ary nitsangana tamin'ny 1995 ilay fikambanany. Any Sunnyvale (Kalifornia)izao ny birao any.

Tags:

Internet

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny romantsaDidy FoloTebay (Ejipta)Fanonganam-panjakanaFahefana mpanao lalànaJerosalemaJiosyFanahy Masina (kristianisma)Louis PasteurVolahavana GermaineAbbasabad, MazandaranAveloFahaleovantenaMalagasy (vahoaka)TononkaloJesoaBokyVolanaAzôtaRadama VoalohanyKabary tera-baoTantaran' ny kristianismaAntevatoLavarsKôngô-BrazzavilleEtazoniaZakaBootjack, KaliforniaFiteny japôneyFilazantsara araka an' i Marka1855JapànaMats HummelsRômaBaolina kitraGregoriosy avy any NisaSomatraAngatra (lolo)Ranavalona IPaoly (apôstôly)Sikidy malagasyFivarotana andevoToliaraFanandevozanaHarin-karena faobeFahefana Avon' ny Tetezamita1945Anjara (finoana)MatyHazoFanavakavaham-bolon-koditraHiram-pirenenaFiteny espaniôlaMeyFilazantsaraTanora Malagasy VononaFamadihanaRova ManjakamiadanaTsekiaAsan' ny ApôstôlyFitsapan-kevi-bahoakaKolontsaina malagasyAntemoroSeleokosy IRadama IIFiteny samôrô1035SaryBezanozanoChah BaharIndia🡆 More