fototra Dimy

Ny wikipedia dia mandry sy miankina amin'ny fototra dimy.

fototra Dimy 
  • Ny wikipedia dia raki-pahalalàna, azo atao alimanaka, raki-pahalalàna mikasika taranja manokana. Tsy amban'ny lisansa ny copyright © ny lahatsoratra voatahiry ato.
  • Tsy maintsy manaraka ny fitsipika momba ny lahatsoratra ny lahatsoratra hosoratana ato, tsy manana ny toerany ato ny asa noforonina.
  • Ny wikipedia dia tsy diksionera na toerana fanaovana propagandy na dokam-barotra na politika na gazety, sns. Jereo ny pejy Ny tsy tokony ho wikipedia ho an'ny antsipirihany.
fototra Dimy 
  • Ny Fijerena tsy mitongilana dia ny fijerena manaraka ny fahamarinan'ny hevitra. Ny fahamarinana dia tsy miankina amin'ny finoana na fahalalan'ny tsirairay fa ny lalàna voajanahary na lalàna iraisana tsy hazo hiadian-kevitra.


Torolalàna momba ny zom-pamorona

fototra Dimy 
  • Ny pejy rehetra eto amin'ny wikipedia dia amban'ny lisansa CC-By-SA 3.0 . Ny fanovana ny pejy dia malalaka ho an'ny rehetra. Izay pejy tsy mifanaraka amin'ny CC-By-SA dia tokony tsy aseho eto amin'ny wikipedia.
  • Io lisansa io dia afahana mamorona, mandika, manova ary mizara ny votoatin'i Wiki Malagasy. Ny fepetra mila hajaina dia ny mitazona io lisansa io rehefa mandika, manova sy mizara. Mety ho zarazarain'iza na iza ny lahatsoratra napetraka tato amin'ny Wikipedia, ary mety ampandoavana vola mihitsy aza.
  • Ny lahatsoratra mitovy lisansa amin'ny wikipedia ihany koa dia azo adika ato, fa tandremo kosa, rarana ato amin'i Wikipedia ny lahatsoratra avy amina tranonkala hafa misy marika copyright (©).
  • Noho izy ireo mety hampiteraka olana ho an'ny fikambanana, dia ho voafafa avy hatrany izay tahirin-kevitra tsy manaraka izay fitsipika momba ny zom-pamorona.
fototra Dimy 
  • Ny mpikambana sy ny mpanova pejy dia tokony hifanaja. Ny hevitra no hiadiana raha tsy mety fa tsy ny mpikambana na ny mpanova. Aza mora entim-po.
fototra Dimy 
  • Tsy manana fitsipika hafa ny Wikipedia afa-tsy ireo fitsipika nosoratana ireo.
  • Aza matahotra manoratra manova sy mamafa pejy ianao. Ovay amin'ny tanjon'ny fanatsaràna ny lahatsoratra hitanao tsy feno. Tsy maninona raha tsy tonga lafatra avy hatrany ny lahatsoratra eto. Rehefa manaraka ny fitsipika sy ny fepetra izy ireo dia azo avoaka eto foana.
  • Mahasahia manoratra. Aza miandry hahafantatra ny antsipirihan'ny fitsipika vao manomboka: raha misy diso ny ataonao eto, ho voahitsin'ny mpandray anjara hafa izy ireo. Tsy hanakorontana ny fikambanan'i Wikipedia izany.

Tags:

fototra Dimy Ny Wikipedia dia raki-pahalalànafototra Dimy Hajao ny fijerena tsy mitongilanafototra Dimy Torolalàna momba ny zom-pamoronafototra Dimy Fahalalam-pombafototra Dimy Torolalana azo tsy raharahinafototra Dimy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Arkônta (gnôstisisma)TeknôlôjiaFanahy MasinaFaritra eto MadagasikaraPersepôlisyVorombola(11569) VirgilsmithGotthilf Hagen4 JonaMikhaïl Dolivo-Dobrovolski640Oscar García JunyentGoogle1971Cambon-et-SalverguesFiteny malagasyBokin' i HenôkaKalandrie GregorianaFanasan' ny TompoSerraniaWayback MachineAngôvoNahoma22 AprilyBurbank, OhioIndiaTerakaEdsger Dijkstra2011AubersLewis Weston DillwynAl CaponeSakalavaLoyall, KentuckyJames McDivittJacques Abardonado8 AogositraHazaelaTsitsi DangarembgaBokin' i EzekielaUniontown, AlabamaPentekôstaWalley BarnesTovana (fitsipiteny)LôtaHôlandyAnkaranaAlandur1866Bernardino ZendriniTambintenyAngovo azo havaozinaWisconsinÅge HareideSigfrid EdströmPalavas-les-FlotsZhaodongWichita Falls, TexasRay aman-drenySaint-Pierre-LavisVaryCurrent eventsAntananarivoSabata (jiosy)Giampiero MainiFiteny anglisy1089ZambiaAndrés MosqueraOlombelonaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara🡆 More