Voanantay

Ny voanantay (Solanum nigrum), dia zavamaniry ahitra ao amin' ny fianakaviana Solanaceae, an' ny karazana Solanum manan-danja, karazana anamany, izay ahitana koa ny ovy, ny baranjely, ny voatabia ary ny manganana manokana.

Tahaka ny Solanaceae rehetra, ny taova sasany amin' ny zavamaniry (anisan' izany ny voankazo manta) dia misy glokôalkalôida misy poizina, ka izany no mahatonga io zavamaniry io ho tsy tian' ny olona volena (ny voany manta mitovy endrika sy habe amin' ny pitipoà). Ity zavamaniry ity dia azo ampiasaina amin' ny fitsaboana ary ambolena hohanina any amin' ny faritra sasany eto an-tany.

Voanantay
Voanantay
Voanantay
Voan' ny voanantay masaka
Voanantay
Voan' ny voanantay masaka sy maitso.

Ho an' ny Malagasy, ny voanantay dia matetika maniry amin' ny antontam-zezika na amin' ny toerana fangeren' ny olona (matetika, araka ny fomba nentim-paharazana, eny atsimon-tanàna). Mba hisorohana ny aretina dia voarara ny fihinanana azy ireo.

Jereo koa

Tags:

BaranjelyOvyVoatabiaZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MianmaraDemôkrasiaAngatra (lolo)KodiaranaKyivAntevatoIsraelyFamoronana (finoana sy fedrà)Fiteny hebreoSlôvakiaBirikyKôlômbiaHajjiabad, HormozganAfrika AfovoanyMadagasikara zanatany frantsayBiôgrafiaMasoandroBezanozanoFisoronana sy fanalana vintanaHavatsa-UPEMPalmdale, KaliforniaTeôlôjia dôgmatikaFahefana mpanao lalànaPontianakEglizy katôlika rômaninaFiteny alemànaAzerbaijànaMaleziaRepoblika Demokratika MalagasySeptambraJapànaFanjakana MitambatraTestamenta TalohaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFivavahana iranianaSoavalyAntandroyRepoblika Demôkratika MalagasyAndrianampoinimerinaFahaleovantenaFady (malagasy)MadagasikaraFiraisana ara-nofoRepoblika MalagasyLouis-Claude VincentMediaWikiHazoAlemainaJiosyOzbekistànaFanahin' ny vatana1971Lisitry ny filohan' i Madagasikara612Radama IIFilôzôfia17 MartsaTerakaPenguinOtrikaretinaAmbiroaRômaMasedônia AvaratraMandravasarotraBaolina kitraVikingy (vahoaka)Bokin' i IsaiaAdaoroAngatra (aretina)OlombelonaJerosalemaFanavakavaham-bolon-koditraFiloham-pirenena sy mpanjakan'i Madagasikara🡆 More