Ny Virjiny na Asombola no vintana fahenina amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka.
Ny fotoana andalovan' ny masoandro eo amin' ny antokon-kintan'ny Virijiny dia manomboka amin' ny 16 Septambra ka miafara amin' ny 30 Oktobra. Ny fari-potoan' ny Virijiny araka ny zôdiakan-kintana (frantsay: zodiaque sideral) dia hatramin' ny 16 Septambra ka hatramin' ny 15 Oktobra. Ny Virijiny ao amin' ny zôdiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia manomboka amin' ny 23 Septambra ka miafara amin' ny 22 Oktobra.
Liona | Virijiny | Mizana | |
Antokon-kintana | 10 Aogositra - 16 Septambra | 16 Septambra - 30 Oktobra | 30 Oktobra - 20 Novambra |
Zodiakan-kintana | 16 Aogositra - 15 Septambra | 16 Septambra - 15 Oktobra | 16 Oktobra - 15 Novambra |
Zodiaka mikisaka | 23 Jolay - 22 Aogositra | 23 Aogositra - 22 Septambra | 23 Septambra - 22 Oktobra |
Evan' ny zôdiaka:
Antokon-kintan' ny zôdiaka:
Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Virijiny (fanandroana), which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.