Vazaha Eto Madagasikara

Ny Vazaha eto Madagasikara dia ireo vahoaka manam-piaviana eorôpeana, ka ny maro anisa amin' izany dia ny Frantsay mpifindra monina sy ny efa teraka teto Madagasikara.

Mihoatra ny 130 000 any ho any ny isan' ny Frantsay eto Madagasikara tamin' ny taona 2004 fa 180 000 kosa (amin' ny mponina rehetra miisa 30 326 000) tamin' ny taona 2023.

Ny teny hoe Vazaha

Amin' ny fiteny malagasy, ny teny hoe vazaha dia midika hoe "vahiny" ary matatika manondro olona fotsy hoditra eorôpeana, ireo olona avy any Eorôpa.

Satan' ny Vazaha eto Madagasikara

Ny ankamaroan' ny Vazaha eto Madagasikara dia mpifidra monina frantsay sy ny taranany izay niorim-ponenana teto nandritra ny fanjanahan-tany. Ny sasany dia tonga teto taorian' ny nahazoan' i Madagasikara indray ny fahaleovan-tena, ka ny ankamaroany dia mpandraharaka na solon-tenam-panjakana amin' ny fiaraha-miasa. Tamin' ny taona 2006 dia nisy Frantsay miisa 20 124 teto Madagasikara fa tamin' ny taona 2007 dia nahatratra 18 962 izany. Miisa 183 000 ny Frantsay eto Madagasikara tamin' ny taona 2023.

Vazaha malaza sasany

  • André Brunel (1912-1981)
  • Claude Simon (1913-2005)
  • Jean-Patrick Lebel (1942-2012)
  • Antoine (chanteur) (1944-)
  • François Thibaux (1947-)
  • Philippe Jeantot (1952- )
  • Philippe Eidel (1956-2018)

Ohabolana ahitana ny teny hoe Vazaha

  • Ambin' aombim-bazaha: ny isany tsy ho latsaka.
  • Aza manao Vazaha fito an-trano.
  • Aza manao Vazaha mody miady.
  • Manompo Vazaha didimaso: manao tsara, voapaika; manao ratsy, voapaika.
  • Miady samy Vazaha, ka tanety no may.
  • Raha fotsy noho ny Vazaha, bobo; ary raha ody fitia miohatra noho ny vola, mosavy.
  • Vazaha matim-basy, ka matin-java-natao.
  • Vazaha vaky sambo.

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Vazaha Eto Madagasikara Ny teny hoe VazahaVazaha Eto Madagasikara Satan ny Vazaha eto MadagasikaraVazaha Eto Madagasikara Vazaha malaza sasanyVazaha Eto Madagasikara Ohabolana ahitana ny teny hoe VazahaVazaha Eto Madagasikara Jereo koaVazaha Eto Madagasikara Loharano sy fanamarihanaVazaha Eto MadagasikaraEorôpaFrantsayMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ChadibeFiteny newari1807Fifohazana (kristianisma malagasy)1536MozikaBaiboly amin' ny teny malagasyIndiaMontigny-sur-AubeFaingo mihantonaTendryVéronique HalloinNenad Krstić(102816) 1999 VK179Fanandroana malagasyDan RatherPas-de-CalaisVolanaWikibolanaAlakaosyTendrombohitra GarizimaKanjiZhuge LiangAmbodimotso-AtsimoZavona1615SingaporoLiberalismaValve CorporationMozilla FirefoxZanahary (finoan-drazana malagasy)Lalan-jazaFilipinaSoratraTononkaloAmbohimasinaRené DescartesWuhan1917PanjinSant Joan DespíAntesakaFiainan-tsi-hita1908JodeaTeôlôjiaDavid Ben-GurionZoKômôroGissey-sur-OucheMpitsara ao amin' ny BaibolyFiaramanidinaSakramentan' ny fanambadianaRainay any an-danitraFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaAmpondraSamaritanismaNjakatiana(102825) 1999 VQ183Asan'ny fiangonanaBaiboly katôlikaTsimihetyFanjanahantanyBokin' i IsaiaGrigori RaspoutineSiméon RajaonaAntanosyRivo-doza KatrinaLvivAotrisy🡆 More