Faritra Vatovavy-Fitovinany

Vatovavy-Fitovinany dia faritra taloha tao atsimo-atsinanana amin' i Madagasikara, ao anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa.

Taty aoriana dia nizara ho faritra roa izy, dia ny Faritra Vatovavy sy ny Faritra Fitovinany.

Faritra Vatovavy-Fitovinany
Ny faritra Vatovavy-Fitovinany (mena)

Fitantanana

I Vatovavy-Fitovinany dia nizara distrika enina, izay mitsinjara ho kaominina 122.

Valan-javaboary

  • Ampahan' ny Valan-javaboarin'i Ranomafana

Jereo koa

Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron' i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy - Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)

Faritra Vatovavy-Fitovinany 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Faritanin' i FianarantsoaFaritra FitovinanyFaritra VatovavyFaritra eto MadagasikaraMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

WikibolanaFamoranaChâtellenotGreta GarboFanahy Masina (kristianisma)PinyinFivarotana andevoFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaMaqbool Fida HusainVirijiny (fanandroana)MozikaSvante August ArrheniusAlakaosyKônsily tao Clermont tamin' ny taona 1095LvivTestamenta VaovaoSora-tsikidy malagasyFiteny malagasyAnjelyAndriandranando (foko)TorontoFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraDarryl StarbirdÉcordalAntisemitismaEuronewsBônifasy VIIIAntoko pôlitika malagasyVictor SkoumineAppleEtiôpiaJeômetriaSilamo eto MadagasikaraRazana (finoana malagasy)Palaô20 AprilyBoky deoterokanonikaSalamo faha-47Fisoronana sy fanalana vintanaMakoaSiméon Rajaona27 AogositraAndriantsolyBailleul-lès-PernesYelena Tornikidu1805Rova ManjakamiadanaVoayAzerbaijànaPorto AlegreSaint-Remy-du-NordTetiandro gregorianaAnjara asa (fitsipiteny)11170 (1998 FY34)Sampy (malagasy)Angatra (aretina)Hetsika Vokovoko Mena sy Tsinambolana Mena Iraisam-PirenenaTetiandro hebreoAdy Lehibe FaharoaFangitra ara-jeografiaGeorge Frideric HandelFirenena MikambanaEmpira Neô-AsirianaGaliômaLoteranismaSokajin-tenyMpisolo tena (fitsipiteny)Steam (serivisy)Vondrona Eorôpeana17 Desambra🡆 More