Tsingerin' I Metôna

Ny tsingerin' i Metôna na tsingerina metônika dia fe-potoana marikitra iraisan' ny tsingerim-pihodinan' ny Tany amin' ny Masoandro sy ny tsingerim-pihodinan' ny Volana amin' ny Tany.

Izany dia fampifandraisana ny fari-potoana 235 tsingerim-bolana amin' ny 19 taona ka ity farany ity dia latsaka 27 minitra sy 33 segondra (elanelana azo tsinontsinoavina). Noho izany dia mifanojo ny daty mitovy ao amin' ny taona sy ny endriky ny Volana (tsinana, sns) isaky ny 19 taona katroka. Nefa isaky ny 312,5 taona dia miangona io elanelana io ka mahatratra iray andro feno.

Jereo koa

Tags:

MasoandroTanyVolana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MesôpôtamiaAngôvoLalàna5 AprilyImmanuel KantTerakaQasr-e QandHazoFanenomanaZaira439Fiteny japôneyFifandraisan-davitraDidy FoloBolgariaVoronaFanekem-pinoana nikeana1927TsekôslôvakiaRivodozaPôlitikaSilamoSodànaBaiboly katôlikaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)PoaceaeMozilla FirefoxMasoandroKalsiômaGoogleLouis-Claude Vincent20042016Lisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyFiangonana kalkedônianaFiteny samôrôRaki-pahalalanaAzerbaijànaFandraisanaAmbohimangaMontanaZhuge LiangAntesakaFahababoana tany BabilônaKor'anyBezanozanoZanabintanaFirenena MikambanaTestamenta VaovaoFehezantenyAntankaranaFiteny nôrvezianaDemonyBaraAberdeen, South DakotaKharg (nosy)Tanora Malagasy Vonona1237AdimizanaTsipi-panohizanaTrombaRabatOzbekistànaEglizy katôlika rômaninaZezikaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fivarotana andevoVanim-potoana kristianaLimaJodaismaFisoronana sy fanalana vintanaMpampiankin-tenyFilazantsara sinôptikaIstanbulAbidy grika🡆 More