Sikidy Tovolahy

Ny Tovolahy, Saily na Sely, araka ny fanaovana sikidy malagasy, dia ny tsanganan-tsikidy fahefatra ambin'ny folo, isan'ireo tsanganan-tsikidy valo atao hoe tera-tsikidy, izay apetraka any amin'ny fàfana faharoa eo ambanin'ireo atao hoe renin-tsikidy, vokatry ny fampifanampiana ny soratry ny Asorotany sy Lalana.

Misy vaniny efatra toy ny tsanganan-tsikidy malagasy rehetra ny Tovolahy, misy "lohany" sy "tratrany" sy "vaniany" ary "tongony".

Ny Tovolahy dia mety hiseho ao amin'ny iray amin'ireo sora-tsikidy enina ambin'ny folo toy ny Tareky (1 1 1 1), nyJamanaAsombola (2 2 2 2), ny Asorasady (2 2 1 1), ny Alahasady (1 1 2 2), ny Alitsimay (2 1 1 2), sns.

Mba hahazoany ny soratry ny Tovolahy ny mpisikidy dia manambatra ny isam-boan-tsikidy ao amin'ny soratry ny Asorotany sy Lalana, ka ny fitambaran'ny lohan'ireo tsanganan-tsikidy roa ireo no lohany, ny fitambaran'ny tratran'ireo tsanganan-tsikidy roa ireo no tratrany, ny fitambaran'ny vanian'ireo tsanganan-tsikidy roa ireo no vaniany, ary ny fitambaran'ny tongotr'ireo tsanganan-tsikidy roa ireo no tongony.

Ny fampifanampiana ny soratry ny tsanganana Ombiasa sy ny an'ny Tovolahy no ahazoana ny tsanganana Zanahary (faha-12).

Manondro ny vahoaka ny Tovolahy na Saily.

Jereo koa

Tsanganan-tsikidy

Tale, Maly, Fahatelo, Bilady, Fianahana, Abily, Alisay, Fahavalo, Fahasivy, Ombiasa, Haja, Zanahary (na Haky), Asorotà, Tovolahy ( na Saily), Lalana, Trano (na Kiba).

Tags:

Asorotany (sikidy)Lalana (sikidy)Renin-tsikidySikidy malagasyTera-tsikidy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ZakaiosyAzerbaijànaHarvey KormanTsirintenyWolfgang OverathAljeria1624Fiteny hebreoJobilyOsama Bin LadenTeboka teloMatoantenyMediaWikiKabary tera-baoAntandroyBetsileoRégis Rajemisa RaolisonFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysTsadyWikiFianarana ny fanatontoloanaIrànaHoniaraOhabolanaFiteny CFehezantenySamuel RatanyAsorotanyKansas1971Katesizin' ny Fiangonana KatôlikaRepoblika MalagasyAterinetoHiragasyLaharam-pehintanyRafael MárquezEfrema SirianaWiki CommonsMari-piatoanaAfrika AfovoanyAndry RajoelinaAndriamasinavalonaFariseoOzbekistànaPastoraFilazantsara araka an' i MatioCurrent eventsPapaGovernemantaGenoa, OhioAndriamangariraPoaceaeEpistily ho an' ny Galatiana1964Epistily ho an' ny FilipianaSoson-drivotry ny tanyFanjanahantanyAndy WarholGeorge MurrayOlombelonaGeorges AndriamanantenaMôsikaoSiriaKafe (fisotro)Tsipi-panohizanaIndôneziaZavamaniryFiteny espaniôlaTwitterEvekaRosiaBâburSakaMpampiankina fehezankevitraMahavelona (Toamasina)VelarantanyNosy Europa🡆 More